Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 24 septembre 2026
Antananarivo | 23h35
 

Fisaorana

Révérend Père Rémi RAMANANTOANINA

mardi 15 juillet 2008 |  1078 visites 

Izahay terak’Itompokolahy Ramanantoanina Etienne sy Itompokovavy Rasoahanitriniala Cécile dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana ireo havana aman-tsakaiza, tapaka sy namana tonga nididododo nankahery sy nampionona ary nitrotro am-bavaka tamin’ny niantsoan’Andriamanitra Ray an’i :

Révérend Père
Rémi RAMANANTOANINA

Isaorana manokana :

– Son excellence Mgr l’Archevêque
– Son excellence Mgr Nonce Apostolique
– R.P Vicaire Genéral
– R.P Provincialin’ny Zezoita
– R.P Supérieur sy ny Communauté St Joseph Analamahitsy
– Pretra sy Relijiozy rehetra eto amin’ny Diosezin’Antananarivo

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly soa anareo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}