Ny vadiny :
RAJAONAH Gilbert
Ny reniny :
RASOLOFOMASOANDRO Marguerite
Ny zanany :
RAJAONAH Solofo sy Clodie
RAJAONARY Mbolatiana Hugo sy Monique
RAJAONA Biquet Gaëtan sy Lova
Ny zafiny :
Emmanuelle, Mathieu, Yann ary Salomé.
Ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fankasitrahana sy fisaorana feno anareo rehetra tonga nampahery sy niombom-bavaka, tamin’ny namoizany ny malalany :
RAJAONAH Arlette
(Teraka RASOLOFOMASOANDRO)
« Efa nampody ny fisaonako ho fandihizana Hianao ;
Efa nanaisotra ny lamba fisaonako Hianao
ka nampisikina ahy fifaliana,
Mba hankalazan’ny fanahiko Anao ka tsy hangina.
Jehovah Andriamanitro ô, hidera Anao mandrakizay aho »
(Sal 30,11-12)