Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 3 janvier 2026
Antananarivo | 04h53
 

Fisaorana

ANDRIAMANANTENA Georges

mercredi 24 septembre 2008 |  951 visites 

Ny Vady, Ny Zanaka aman-jafin’

ANDRIAMANANTENA Georges

dia "mankasitraka eram-po, eran-tsaina amam-panahy"

ny Havana aman-tsakaiza, ny Vahoaka, ary ireo Malagasy any am-pitan-dranomasina, niray aina sy niombom-bavaka tamin’ny namoizana an’i

RADO

Enga anie ho toetrantsika ka hitondra fiadanana ny "Raha maratra izany vava, miainga hisafo eo ny tanana". ’’Raha maratra koa ny tanana, io mitsoka eo ny vava" "Na samihafa toerana aza, mifanampy lalandava".

Rado, 28 Avrily 2007