Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 6 avril 2026
Antananarivo | 01h49
 

Fisaorana

RAJAONARIVELO ANDRIAMANDROSO Voninavoko

mercredi 23 juillet 2008 |  2163 visites 

  Ny vadiny :
RAJAONARIVELO ANDRIAMANDROSO Jean Lala
  Ny zanany :
Ny Aina RAJAONARIVELO Andry Tiana
Ny Aina RAJAONARIVELO Zo Heritiana
  Ny rafozany
 Ny iray tampo aminy
 Ny iray tampo aminy vadiny

Ny fianakaviana iray manontolo dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho anareo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny fahalasanan’ny malalany :

RAJAONARIVELO ANDRIAMANDROSO
Voninavoko
(Teraka RAZANADRATSIMA)


Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy. Ary miala tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenon-drano be loatra.

MISAOTRA TOMPOKO