Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 24 septembre 2026
Antananarivo | 23h35
 

Fisaorana

ANDRIAMANANTENA Georges

mercredi 24 septembre 2008 |  1480 visites 

Ny Vady,
Ny Zanaka aman-jafin’

ANDRIAMANANTENA Georges

dia "mankasitraka eram-po, eran-tsaina amam-panahy"

– ny Filoham-pirenena, Atoa Ravalomanana Marc sy Ramatoa vadiny
– ny Governemanta Malagasy tarihin’ny Praiministra Rabemananjara Charles mivady, ary
indrindra ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary ny Kolontsaina tarihin’ny Dr Robinson Jean Louis mivady
– ny Antenimieran-doholona
– ny Antenimieram-pirenena
– ny Faritra Analamanga
– ny Commune Urbaine Antananarivo Renivobitra
– ireo Communes Rurales Ivato Firaisana sy Ivato Aéroport
– ireo Fokontany samihafa
– ireo Masoivoho Vahiny sy Iraisam-pirenena
– ny Akademia Malagasy
– ny Fiangonana rehetra
– ny Fikambanana sy Orinasa ary Sekoly samihafa
– ireo Antoko Politika samihafa
– ny Mpanao Gazety, ny Haino aman-jery, ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy, ny Mpanakanto, ny Skoto Malagasy, ny Zandarimariam-pirenena, ny Polisim-pirenena, ny
Hopitaly Soavianandriana,

tonga nampahery sy nidobododo ary nanome tanana azy ireo tamin’ny namoizany an’i

RADO

Andriamanitry ny Fiadanana anie homba anareo amin’ny adidy amana andraikitra iantsorohanareo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}