Articles dans la rubrique « Filazana manjo »
-
samedi 9 janvier 2010
| 2982 visites
Amin’ ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay
RAVELOJAONA Norosoa Vololoniaina
Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy, rehefa nivahiny 45 taona teto an-tany.
Hoy,
Ny vadiny : RAVELOJAONA Hary-Lala Laurent
Ny zanany : Helena sy Nicolas
Ny ray aman-dreniny : RASOANDRAVAKA Jeannette, vady navelan’Itompokolahy RAKOTOARIMANGA Alfred RAVELOJAONA Ernest sy DISAINE Marthe
Ny mpiray tampo aminy : Jully, Abel (…)
-
samedi 2 janvier 2010
| 3695 visites
Milaza aminareo havana aman-tsakaiza izahay fa nodimandry tamin'ny talata 29 Desambra 2009 maraina ny malalanay :
RAMAROSAONA Emile Joseph Minisitry ny Governemanta tamin'ny Repoblika Voalohany Commandeur de l'Ordre National (1971) Grosses Verdienstkreuz BRD
rehefa nanatontosa ny anjara fanompoany ny Firenena, ny Fiangonana, ny Fianakaviany nandritry ny 86 taona teto an-tany.
Hoy,
Ny vadiny: Razafindrakotohasina Razanakiniarivololona Zaïveline
Ny zanany : Andriamanga Raharinosy (…)
-
jeudi 24 décembre 2009
| 4067 visites
Noho ny fitiavan’Andriamanitra dia nantsoiny hody any Aminy ny Talata 22 desambra 2009 ny zanany,
Dr. RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo Mpitandrina FJKM Ambavahadimitafo Mpiandraikitra Foibe FJKM Mpampianatra ao amin’ny Faculté de Théologie
Hoy:
Ny vadiny : RANAIVOSON Faramalala
Ny zanany : RASOAMANAMBELO Mialy
Ny rafozany: RANAIVOSON Eugène
Ny iray tampo aminy : RAKOTOHARINTSIFA Hery sy Holy ary Aina RAKOTOHARINTSIFA Ny Andry sy Dany Malala RAKOTOHARINTSIFA Oely Zo sy (…)
-
jeudi 24 décembre 2009
| 1173 visites
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, Fitandremana Ambavahadimitafo, Ny Biraom-piangonana, Ny Diakona sy ny Loholona, Ny Sampana sy Asa rehetra ary ireo Vaomiera, Ny Kristiana rehetra,
Dia mampandre fa
Dr RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo Mpitandrina
dia nodimandry ny Talata 22 Desambra 2009.
Ny fandevenana dia ny Alakamisy 24 Desambra 2009 aorian’ny fotoam-pivavahana amin’ny 12 ora atoandro.
«Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra». (…)
-
lundi 14 décembre 2009
| 2074 visites
Tompoko, Amin'ny finoana sy ny fanantenana no ampandrenesanay anareo ny fodia-mandrin'ny hava-malalanay :
RAMAMONJISOA Ollyvia Lalaharivelo (née ANDRIAMAMPITA)
Hoy : Ny vadiny : RAMAMONJISOA Josoa Z.A. Ny zanany : RAMAMONJISOA Nanja RAMAMONJISOA Naly Ny ray aman-dreniny : Terak'Itpkl RAVELOSON Georges Terak'Itpkl RANDRIAMAMPITA Felix Ny rafozany : RAVAOMANANORO Jeanne Ny iray tampo aminy : ANDRIAMAMPITA Guy mivady sy ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMAMPITA Gemy mivady sy ny (…)
-
vendredi 29 mai 2009
| 4478 visites
Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
RATRIMOARIVONY Aubert
Dia niamboho tamin’ny Alahady 24 mey 2009 rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany
Hoy: Ny vadiny: RATRIMOARIVONY RAFARAMALALA Angeline Ny zanany: RATRIMOARIVONY Haga RATRIMOARIVONY Malalatiana sy Kitsana CAM Ny zafikeliny: Soavina Loris Ny iray tampo aminy: RAMELISON Marie Josée sy ny zanaka aman-jafiny Dokotera RATRIMOARIVONY Claude sy Bodo ary ny zanaka aman-jafiny (…)
-
mercredi 27 mai 2009
| 2769 visites
Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
RATRIMOARIVONY Aubert
Dia niamboho tamin’ny Alahady 24 mey 2009 rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany
Hoy: Ny vadiny: RATRIMOARIVONY RAFARAMALALA Angeline Ny zanany: RATRIMOARIVONY Haga RATRIMOARIVONY Malalatiana sy Kitsana CAM Ny zafikeliny: Soavina Loris Ny iray tampo aminy: RAMELISON Marie Josée sy ny zanaka aman-jafiny Dokotera RATRIMOARIVONY Claude sy Bodo ary ny zanaka aman-jafiny (…)
-
vendredi 31 octobre 2008
| 5584 visites
« Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay».
ANDRIAMAHOLY SOLOMAMPIONONA RAMAHARO Chevalier de l’Ordre National Mpiasan'ny SME
dia nodimandry ny Alarobia 29 Oktobra 2008 teo amin’ny faha-59 taonany.
Hoy, Ny vadiny : RAZAKAHARISOA Jacqueline Ny zanany : RANDRIANALIMANANA sy Vero ANDRIAMAHOLY Mandaniaina M. Ny iray tampo aminy : RAVELOMANANTSOA Julie sy ny zanaka aman-jafiny RAZAIARISOA Beby sy ny zanaka aman-jafiny (…)
-
vendredi 31 octobre 2008
| 4960 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesinay anareo, fa sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny hava-malalanay : RAVONINJATOVO William Ingénieur agronome Grand Officier de l’Ordre National Ny Talata 28 Octobra 2008 tany Durban (Afrique du Sud).
Hoy, Ny vadiny : RAVONINJATOVO Jeannine Ny zanany : RAJAONARISON Faly sy Misa Hanitriniony RAVONINJATOVO Mboahangy Andriampeno RAVONINJATOVO Iariliva Andriatsihoarana Ny zafikeliny : RAJAONARISON (…)
-
jeudi 30 octobre 2008
| 3340 visites
« Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay».
ANDRIAMAHOLY SOLOMAMPIONONA RAMAHARO Chevalier de l’Ordre National Mpiasan'ny SME
dia nodimandry ny Alarobia 29 Oktobra 2008 teo amin’ny faha-59 taonany.
Hoy, Ny vadiny : RAZAKAHARISOA Jacqueline Ny zanany : RANDRIANALIMANANA sy Vero ANDRIAMAHOLY Mandaniaina M. Ny iray tampo aminy RAVELOMANANTSOA Julie sy ny zanaka aman-jafiny RAZAIARISOA Beby sy ny zanaka aman-jafiny (…)
-
jeudi 16 octobre 2008
| 4430 visites
« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoa izao ahy».
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : ANDRIANJAFY Jacob Michel dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 14 oktobra 2008, teo amin’ny faha-79 taonany.
Hoy, Ny vadiny : RASOANIRINA Merline Ny zanany : RAJAOBELINA Josoa sy Nilo RASOANIRAINY Adolph sy Volana ANDRIANJAFY Solofo sy Norosoa ANDRIANJAFY Fidy sy Tiana RASAMINAIVO Lanja sy Lanto ANDRIAMBOAVONJY Michel (…)
-
mercredi 15 octobre 2008
| 2783 visites
« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy».
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : ANDRIANJAFY Jacob Michel dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny talata 14 oktobra 2008 teo amin’ny faha-79 taonany.
Hoy, Ny vadiny : RASOANIRINA Merline Ny zanany : RAJAOBELINA Josoa sy Nilo RASOANIRAINY Adolph sy Volana ANDRIANJAFY Solofo sy Norosoa ANDRIANJAFY Fidy sy Tiana RASAMINAIVO Lanja sy Lanto ANDRIAMBOAVONJY Michel (…)
-
lundi 13 octobre 2008
| 3731 visites
Amin'alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAZAFINORO Martine Mpiasan 'ny Paositra Malagasy Chevalier de l 'Ordre national Dia nantsoin’ny ny Ray hody any aminy ny sabotsy 11 octobre 2008 rehefa nivahiny 53 taona teto an-tany.
Hoy, Ny vadiny : BERA Narson (Narcisse) Ny zanany : ANDRIANARIBAKO Josia Narcisse mivady SOLOMAMPIONONA Zo Narcisse mivady ANDRIANARISOLOFO Rindra Narcisse RAZAIARISOA Marie Laurence mivady Ny zafiny : RAMORAITSARA Asley RAMORAITSARA (…)
-
vendredi 10 octobre 2008
| 4621 visites
Amin’ny finoana sy fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesany anareo fa ny hava-malalanay : RAHARISON Sylvia (Teraka RAMAMONJISOA) Assistante de direction FID dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-7 oktobra 2008
Hoy, Ny vadiny : Franck RAHARISON Ny reniny : Ramamonjisoa Christine Ny Zanany : Thierry RAHARISON sy Haga Niaina sy ny zanany Christophe RAHARISON sy Mireille sy ny zanany Ny iray tampo aminy : Terak’Itompokolahy Ramamonjisoa Gaby sy Mireille (…)
-
jeudi 9 octobre 2008
| 2818 visites
Amin’ny finoana sy fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesany anareo fa ny hava-malalanay : RAHARISON Sylvia (Assistante de direction FID) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-7 oktobra 2008
Hoy, Ny vadiny : Franck RAHARISON Ny reniny : Ramamonjisoa Christine Ny Zanany : Thierry RAHARISON sy Haga Niaina sy ny zanany Christophe RAHARISON sy Mireille sy ny zanany Ny iray tampo aminy : Terak’Itompokolahy Ramamonjisoa Gaby sy Mireille Razafindrazaka Ramamonjisoa (…)
-
mercredi 8 octobre 2008
| 3012 visites
Amin’ny finoana sy fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesany anareo fa ny hava-malalanay : RAHARISON Sylvia (Assistante de direction FID) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-7 oktobra 2008
Hoy, Ny vadiny : Franck RAHARISON Ny reniny : Ramamonjisoa Christine Ny Zanany : Thierry RAHARISON sy Haga Niaina sy ny zanany Christophe RAHARISON sy Mireille sy ny zanany Ny iray tampo aminy : Terak’Itompokolahy Ramamonjisoa Gaby sy Mireille Razafindrazaka Ramamonjisoa (…)
-
mardi 30 septembre 2008
| 4691 visites
Nohon'ny fihavanana dia mampandre anareo izahay ny fodiamandrin'ny malalanay : Docteur RAKOTOARIMANANA Denis Roland
Professeur émérite d'Université Recteur ny Oniversite ny Antananarivo teo aloha Doyen ny Faculté de Médecine Antananarivo teo aloha Directeur, Médecin Chef ny Hôpital Befelatanana teo aloha Past Président ny Rotary Club Anosy Président ny Fikambanana A505 Loholona Grand Croix de deuxième classe de l'Ordre National Malagasy tany Paris, ny 24 septambra 2008 rehefa nivahiny 72 (…)
-
mardi 30 septembre 2008
| 1855 visites
Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin'ny AIR MADAGASCAR
Dia mompandre amin'alahelo lehibe ny fahalasanana tamin'ny : SABOTSY 27 SEPTAMBRA 2008 ny mpiara-miasa aminy :
Andriamatoa ROBERSON Simon Andrianaivo
-
vendredi 26 septembre 2008
| 3231 visites
Nohon'ny fihavanana dia mampandre anareo izahay ny fodiamandrin'ny malalanay : Docteur RAKOTOARIMANANA Denis Roland Professeur émérite d'Université Recteur ny Université Antananarivo teo aloha Doyen ny Faculté de médecine Antananarivo teo aloha Directeur, Médecin Chef ny hôpital Befelatanana teo aloha Past Président ny Rotary Club Anosy Président ny Fikambanana ASDSLoholona Grand Croix de deuxième classe de l'Ordre National Malagasy Loholona tany Paris, ny 24 septambra 2008 rehefa nivahiny (…)
-
samedi 20 septembre 2008
| 2542 visites
Ny Tale sy ny mpiara miasa aminy ao amin’ny Caisse d’Epargne de Madagascar dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny ALAKAMISY 18 Septambra ny mpiara miasa aminy : Ramatoa RABEARINORO Jocelyne (JACQUIS Razanarisoa) rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany.
Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II K 3 Andravoahangy Ambony ny Alatsinainy 22 Septambra 2008 amin’ny 6 ora, ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EEM Avaratranjoma alohan’ny hametrahana azy ao (…)