Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 10h42
 

Filazana manjo

RAVELOJAONA Norosoa Vololoniaina

Amin’ ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay

RAVELOJAONA Norosoa Vololoniaina

Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy, rehefa nivahiny 45 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny vadiny :
RAVELOJAONA Hary-Lala Laurent

Ny zanany :
Helena sy Nicolas

Ny ray aman-dreniny :
RASOANDRAVAKA Jeannette, vady navelan’Itompokolahy RAKOTOARIMANGA Alfred
RAVELOJAONA Ernest sy DISAINE Marthe

Ny mpiray tampo aminy :
Jully, Abel sy ny zanany Andy sy Maeva
Dolly, Piero sy ny zanany Andrea
Perlly sy ny zanany Frederic, Anthony, Stephanie sy Angelo
Hary, Nirina sy ny zanany Ravaka sy Firavaka
Liva, Irina sy ny zanany Michael,Nianja sy Jonathan
Lalasoa sy ny zanany Stephen sy Ariana
Tianasoa, Elisabeth sy ny zanany Timothé,Isabelle sy Isabella
Voahangy, Gregory sy ny zanany Mathias

Ny fianakaviana manontolo

Ny nofony dia hiala ao amin’ny funerarium du Mont Valérien – Chemin du calvaire, 92000 Nanterre ny alatsinainy 11 Janoary 2010 amin’ny 9 ora sy 15mn ary entina any amin’ny Crématorium Du Val de Bièvre - 8 rue Ricardo – 94110 Arcueil amin’ny 10 ora sy 30 mn.

« Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java mahory aho »
(Salamo 23 : 1)

laurentravelojaona@free.fr
maeva.andriantsoa@free.fr
o.andrianarimanga@free.fr

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS