Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony :
RAKOTO Odilon
Marie de l’Enfant Jésus
Marcelle Espérance
Teraka RAHAINGONIRINA
(Mpiasan’ny ASECNA misotro ronono)
(Chevalier de l’Ordre National)
Ny Sabotsy faha 04 Septambra 2010, teo amin’ny faha 67 taonany, rehefa nahazo ny Sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany.
Hoy,
Ny vadiny :
RAKOTO Georges Roland
Ny zanany :
RAKOTO Angelica
RAKOTO Georges Ninna sy Salohy
Ny zafiny :
RAKOTO RAMANIRAKA Irfan
Ny reniny :
RAKOTONIRINA RAZANABELONORO Gisèle
Ny iray tampo aminy :
RAKOTONIRINA Jacquis Marcel sy Simone ary ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOSON RAKOTONIRINA Josette Marcelle sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTONIRINA Romuald Xavier sy Simone
RAKOTONIRINA William Marcelin
RAKOTONIRINA Rodin Marcel sy Chantal ary ny zanany
Dokotera RAKOTONIRAINY Faly sy Hortense ary ny zanany
RAKOTONIRINA Luc Marcel sy Tantely ary ny zanany
RAMANANTSOA Solohery sy Emma ary ny zanany
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAKOTO Francis Joseph sy Susanne ary ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOANOSY Guy Alain sy Ginette ary ny zanaka aman-jafiny
RABEMANANTSOA RAKOTO Irène ary ny zanaka aman-jafiny
RASOLOARJAONA Cyril sy Josiane ary ny zanany
Ny havany :
Terak’Itpkl. RAMANANANDRO Marcel sy RASOANJIVA
Terak’ltpkv. RASOASEHENO
Terak’Itpkl. ANDRIAMIANJA sy RAZANABELO
Terak’Itpkl. RAKOTO RAMANIRAKA sy RAZANAMINO
Terak’ltpkl. RAINIMANGA RAMBOANIAINA
Ny fianakaviana manontolo
Ireo mpiara-miasa taminy tao amin’ny ASECNA
Ny Fokontany Ampefiloha Cité.
Ny Fokontany sy ny Fiangonana EKAR Ambika
Ny Fiangonana EKAR Ambatonilita. Ny Fiangonana EKAR Analamahitsy
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Amparibe Famonjena
Ny nofony dia hiala ao an-tranony Logt n° 28 Cité Ampefiloha ny Alarobia 08 Septambra 2010. Entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana EKAR Ambatonilita amin’ny 1 ora tolakandro, alohan’ny hametrehana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambika, distrika Andramasina.
« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho,
nitahiry ny finoana aho, hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satro-boninahitry
ny fahamarinana izay omen’ny Tompo ».
(II Timoty 4 (7-8a)