Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 02h36
 

Filazana manjo

RAMAMONJISOA Ollyvia Lalaharivelo

Tompoko,
Amin’ny finoana sy ny fanantenana no ampandrenesanay anareo ny fodia-mandrin’ny hava-malalanay :

RAMAMONJISOA Ollyvia Lalaharivelo
(née ANDRIAMAMPITA)

Hoy :

-  Ny vadiny :
RAMAMONJISOA Josoa Z.A.

-  Ny zanany  :
RAMAMONJISOA Nanja
RAMAMONJISOA Naly

-  Ny ray aman-dreniny :
Terak’Itpkl RAVELOSON Georges
Terak’Itpkl RANDRIAMAMPITA Felix

-  Ny rafozany :
RAVAOMANANORO Jeanne

-  Ny iray tampo aminy :
ANDRIAMAMPITA Guy mivady sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAMPITA Gemy mivady sy ny zanany
ANDRIAMAMPITA Hary mivady sy ny zanany

-  Ny iray tampo avy amin’ny vadiny :
RAMAMONJISOA Solomamy mivady sy ny
zanaka aman-jafiny
RATONGARANTO Richard mivady sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANASOLO Ernest mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkv RASOAZANANORO Lalaharisoa
RAZANAJATOVO Jaona mivady sy ny zanany
RAMAMONJISOA Mihajaharintsoa mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAMAMONJISOA Andriamasinoro mivady sy ny zanany
RAMAMONJISOA Samitiana mivady sy ny zanany
RAMAMONJISOA Andriamananoara mivady sy ny zanany
RAFAMANTANANTSOA Tolojanahary mivady sy ny zanany
RAMAMONJISOA Andriamanoara mivady sy ny zanany
RANJALAHY Lova mivady sy ny zanany

Ny fianakaviana manontolo
Ny mpiara-miasa aminy (les Colibris)
Ny mpiara-miasa amin’ny vadiny
Ny mpiara-monina eto amin’ny cité des professeurs Ambolokandrina
Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Ankadikely Ilafy
Ny fokontany Andranovory Ambolokandrina (5A)

Ny nofony dia hiala ao an-tranony logt 9 cité des professeurs
Ambolokandrina ny Alatsinainy 14 Desambra 2009 amin’ny 12 ora atoandro ka hatao veloma farany ao amin’ny fiangonana FJKM Ankadikely Ilafy alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasany eny Ambatoloana Soamanandrariny-Ivato (bout de piste.)

«  Indro tonga fiadanana ilay fahoriana mangidy nanjo ahy, ary ny
fitiavanao no namonjenao ny fanahiko tsy hankany amin’ny lavaka
fahalevonana, fa narianao teo ivohanao ny fahotako rehetra »
(Isaia 38,17)

Tsy misy fiaretan-tory

jramamon@moov.mg

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS