Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesinay anareo, fa sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny hava-malalanay :
RAVONINJATOVO William
Ingénieur agronome
Grand Officier de l’Ordre National
Ny Talata 28 Octobra 2008 tany Durban (Afrique du Sud).
Hoy,
Ny vadiny :
RAVONINJATOVO Jeannine
Ny zanany :
RAJAONARISON Faly sy Misa Hanitriniony
RAVONINJATOVO Mboahangy Andriampeno
RAVONINJATOVO Iariliva Andriatsihoarana
Ny zafikeliny :
RAJAONARISON Hendry Nekena
Ny iray tampo aminy :
Mme Veuve RAVAOARINIVO Victorine sy ny zanaka aman-jafiny
RASOLONJATOVO Valentin sy Sabine sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANARY William sy ny zanany
RAVELOARISON Noronjatovo Aimée
RATEFY Tovontsoa sy Nivo sy ny zanaka aman-jafiny
Dr RANDRIANJATOVO Veloson Léon sy Noro sy ny zanany
RANDRIANARIMANANA Jean Louis sy Claudine
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itompokolahy RAKOTOARIVELO Léon
Mme Veuve RAJAONARIVO Hanta sy ny zanaka aman-jafiny
RAJAONARIVONY Michel sy Voahangy sy ny zanany
RAFATRO Olivier sy Jacqueline sy ny zanany
RAFATRO Richard sy Lilly sy ny zanaka aman-jafiny
Ny fianakaviana manontolo
Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny Ministeran’ny Ekonomia, ny Varotra ary ny Taozava-baventy
Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny SIDEMA
Ny fokontany Mandialaza Ambodivona
Ny fokontany Soalandy Ankadivoribe Atsimo
Ny fiangonana EKAR Faravohitra
FJKM Ankadivoribe Famonjena
Ny razana dia ho tonga eny Ivato ny sabotsy 01 novambra 2008 amin’ny dimy sy fahatelony hariva, ary hivantana ao Mandialaza Ambodivona Lot IVI 50 bis.
Ny nofony dia hiala ao ny Alatsinainy 03 novambra 2008 amin’ny 12 ora. Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy hatao veloma farany ao amin’ny EKAR Faravohitra alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Soalandy Ankadivoribe atsimo.
“Ilaozy ny zanakao ho kamboty fa Izaho no hamelona azy,
ary aoka Izaho no hitokisan’ny vadinao mpitondran-tena...”
(Jeremia 49 : 11)