Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 17h22
 

Filazana manjo

RAHARISON Sylvia

Amin’ny finoana sy fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesany anareo fa ny hava-malalanay :

RAHARISON Sylvia
(Assistante de direction FID)

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-7 oktobra 2008

Hoy,

-  Ny vadiny :
Franck RAHARISON

-  Ny reniny :
Ramamonjisoa Christine

-  Ny Zanany :
Thierry RAHARISON sy Haga Niaina sy ny zanany
Christophe RAHARISON sy Mireille sy ny zanany

-  Ny iray tampo aminy :
Terak’Itompokolahy Ramamonjisoa Gaby sy Mireille Razafindrazaka
Ramamonjisoa Eric sy Voahangy sy ny zanaka aman-jafiny
Ramamonjisoa Christian sy Voahirana sy ny zanany

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Jean-Louis Fégeat sy Liliane sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’i Michel Chatelais sy ny zanaka aman-jafiny
Eva Nobis sy ny zanaka aman-jafiny
Dorothée Blanc sy ny zanany
Caroline Blanc sy ny zanany

Ny terak’Itompokolahy Dr Ramamonjisoa sy Razafimalao
Teraky Randriamiarisoa Justin sy Raveloarisoa Victoire
Terak’Itompokolahy Rajaonson sy Rasoarivao

-  Ny fianakaviana manontolo

Ny mpiara-miasa aminy ao amin’ny FID
Ny mpiara-miasa ao amin’ny La Gazette de la Grande Ile

Ny fokontany Mandrosoa Ivato
Ny fokontany Soarano
Ny fokontany Ambodifahitra

Ny Fiangonana Paroisse Internationale Andohalo
Ny FJKM Ambodifahitra Maritiora
Ny EKAR Soamiandalana

Ny nofony dia ho entina miala ao amin’ny tranony Lot 249 MC bis « Villa Manohisoa » Mandrosoa Ivato ny zoma 10 Oktobra 2008 amin’ny 12 ora atoandro, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Paroisse Internationale Andohalo avy eo dia hapetraka any amin’ny fasan-drazany ao Ambatobe Analamahitsy.

Ity Filazana ity no solon’ny fampandrenesana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS