Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 12h59
 

Filazana manjo

RATRIMOARIVONY Aubert

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RATRIMOARIVONY Aubert

Dia niamboho tamin’ny Alahady 24 mey 2009 rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany

Hoy :

- Ny vadiny :
RATRIMOARIVONY RAFARAMALALA Angeline

- Ny zanany :
RATRIMOARIVONY Haga
RATRIMOARIVONY Malalatiana sy Kitsana CAM

- Ny zafikeliny :
Soavina Loris

- Ny iray tampo aminy :
RAMELISON Marie Josée sy ny zanaka aman-jafiny
Dokotera RATRIMOARIVONY Claude sy Bodo ary ny zanaka aman-jafiny
Jeneraly RATRIMOARIVONY Guy sy ny zanaka aman-jafiny
Bâtonnier RATRIMOARIVONY Yves sy Désirée ary ny zanaka aman-jafiny
RAMANANDRAITSIORY Hugues sy Ginette ary ny zanaka aman-jafiny
RATRIMOARIVONY Chantal Bakoly sy ny zanaka aman-jafiny
RATRIMOARIVONY Georges sy ny zanaka aman-jafiny

- Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAZAFIARISOA Josette Jonah sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOMALALA Andriamasy Jonah sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAMPIANANINA Victor Jonah sy Félicité ary ny zanaka aman-jafiny
RAMASIARISOA Perle sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMANERASOA Nirina sy Claudine ary ny zanany
RAKOTOMALALA René Jonah
RAJAONA Etienne sy Clarisse ary ny zanany

- Ny havany :
Terak’ Itpkl Randrianarisoa Evariste sy Razanadrasoa Rakarabo Joséphine
Terak’Itpkl Dokotera Rakotoniaina Aubert sy Itpkv Razanamalala Hélène
Terak’I Printsy Rasoarandrana sy Itpkv Rasoamihanta
Terak’Itpkv Razanadrazah
Terak’Itpkl Ratsimandresy Joseph

- Ny fianakaviana manontolo

Ny Fiangonana EKAR Md Joany Batista Faravohitra
Ny FJKM Wagner Paris
Ny FJKM Ambohitriniandriana
Ny Fokotany Sainte Marie kely-Ampandrana
Ny Fokotany Ambondrona
Ny Fokotany Masombahiny

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II D 117 Ambondrona Lalana Rainandriamampandry (akaikin’ny Ecole Les Lucioles) ny Zoma 29 mey 2009 amin’ny 12 ora, ho entina hatao veloma farany ao amin’ny EKAR Md Joany Batista Faravohitra ho fanomezan-boninahitra an’Andriamanitra alohan’ ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatomanoina, FKT Masombahiny, Kaominina Ambohimalaza Miray.

ratrim@hotmail.com

TSY MISY FIARETAN-TORY


Fampatsiahivana : Ny Tribune.com dia mandray ireo filazana manjo alefa aminy amin’ny alalan’ny mailaka <redaction@madagascar-tribune.com>. Ary avoakany maimaim-poana eo amin’ny site Tribune.com. Azonareo atao ny manampy ny adresse mailaka, ahazahoan’ny havana aman-tsakaiza eran-tany mifanoratra amin’ny fianakaviana manamanjo.

Misaotra tompoko, ary mirary fiononana ho an’ireo izay manana izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS