Articles dans la rubrique « Filazana manjo »
-
vendredi 11 mai 2007
| 757 visites
« Raha amin’izao fiainana izao ihany no nanantenantsika an’i Kristy dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika » (I Kor 15 : 19)
Amin’ny finoana sy fitsanganana amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
ANDRIANIRINA Elysée SAM HONG Dia nodimandry ny Alakamisy 10 mai 2007 rehefa nivahiny 36 taona teto an-tany.
Hoy, Ny vadiny : RAHERIMALALA Sahondra Hortensia Ny zanany : ANDRIAHARIMALALA Sandra SAM HONG HERINIAINA Elysa SAM HONG Ny Ray aman-dreniny : (…)
-
samedi 5 mai 2007
| 616 visites
Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAKOTO RAPHAËL (ex-gérant Mellis)
ORDRE DE MERITE DE MADAGASCAR CHEVALIER DE L’ORDRE NATIONAL
dia nodimandry ny Alakamisy 03 May 2007 rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany ary nahazo ny sakramenta farany fanomen’ny Eglizy ny zanany.
Hoy Ny zanany : Veuve RAKOTO Claudine sy ny zanaka aman-jafiny RAKOTO Zoé sy ny zanaka aman-jafiny RAKOTO Louis Christophe sy (…)
-
jeudi 3 mai 2007
| 632 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay :
RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert Mpiasan’ny SOLIMA nisotro ronono Officier de l’Ordre National
dia nodimandry ny Talata 01 Mey 2007 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany.
Hoy : Ny vadiny : RAZAFITSARA ANDRIANADY Beby Ny zanany : RALAMBOSON ANDRIANADY Gilberte RAZAFIMBE Désiré sy Eliane ANDRIANADY Evelyne RAKOTOMANGA ANDRIANADY Alain sy Frédine RAKOTOMANGA ANDRIANADY Serge sy (…)
-
jeudi 3 mai 2007
| 693 visites
Tompoko, Noho ny fihavanana dia mampandre anareo izahay fa ny malalanay :
ANDRIAMANANTENA Fidèle dia nodimandry tamin’ny Zoma 20 Aprily 2007 tany Morges (Suisse)
Hoy : Ny vadiny : WARPELIN Monique Ny zanany : ANDRIAMANANTENA Stéphanie Ny rainy : RANAIVOSON Eugène Ny fianakaviana WARPELIN Ny iraitampo aminy : Ny terak’ltpkl RATSIMBA Louis Victor ANDRIANISA Charmant sy Aimée ary ny zanaka aman-jafiny RAHAJAVOLOLONA Landy sy ny zanaka aman-jafiny RAFALIMANANA Jacky sy Sahondra ary (…)
-
mercredi 2 mai 2007
| 738 visites

| 901 visites

lundi 30 avril 2007
| 566 visites
Ny fianakaviana dia mampandre anareo fa nodimandry ny alahady 29 Avril 2007 teo amin’ny faha 79 taonany
Andriamatoa Bertin RALAINDIMBY Chevalier de l’Ordre National
Ny nofony dia entina hiala ao Ambatolampikely Antehiroka lot 3A 44 V Bis ny Talata 01 Mai amin’ny 11 ora sy sasany ary hatao veloma farany ao amin’ny Fiangonana Isotry Fitiavana, alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany Andranobevava.