Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny reny malalany :
RAVAONIRINA Marie Angèle
(Vady navelan’Itompokolahy RABENAIVO Emile)
Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 8 Mey 2007 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany.
Hoy,
– Ny zanany :
Emilienne sy RAKOTOMAHARO Lys mianakavy
Mme Veuve RAKOTOASOMBOLA Josiane mianakavy
Marie sy RAREMBY Helfin mianakavy
RAKOTOARINIVO Victor Emile mianakavy
RAKOTONIAINA Léonard Emile mianakavy
RANDRIANJOHARY Honoré Emile mianakavy
Mamy sy RAKOTOSON Emile mianakavy
– Ny zafikeliny :
Hajatiana, Tsiory Haja, Ranto, Faly, Hajarado, Tsihoarana, Nanou, Tsiory, Vatosoa, Rojo, Rija, Aina, Tafita, Norotiana, Ambininsoa.
– Ny zafiafiny :
Diamondra, Sarobidy, Mbolatiana, Mahery, Aina
– Ny iray tampo aminy
– Ny iray tampo amin’ny vadiny
– Ny fianakaviana manontolo
– Ny fokontany Ivoamba Fianarantsoa
Ny Fiangonana Katolika Ivoamba Fianarantsoa
Ny Fokontany Mahazoarivo Atsimo Antsirabe
Ny Fokontany Ampahimanga Anjanapara Betafo
Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot 27 H 55 B Tsihitamaso Mahazoarivo Antsirabe ny Zoma 11 Mey 2007 amin’ny 1 ora tolakandro aorian’ny fanaovam-beloma farany ao an-trano ihany, ary aterina any amin’ny fasan-drazany any Ampahimanga Anjanapara Betafo.
« Fa tsy handao anao na hahafoy anao AHO »
(Josoa 1 : 5d)