« Jehovah no anjaralovako sy kapoakako,
Ianao no mampaharitra ny anjarako ».
(Sal. 16.5)

RALAISOA Jean Luc
Ingénieur Géotechnicien
Laboratoire National des Travaux Publics et du Bâtiment (L.N.T.P.B.)
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma faha-11 May 2007 teo amin’ny faha-31 taonany.
Hoy
– Ny ray aman-dreniny :
RALAISOA Maurice
RAZANAJAO Claudine
– Ny iray tampo aminy :
De RALAISOA Stève Robel
– Ny renibeny :
RAMANANDRAIBE Delphine
– Ny iray tampo amin’ny rainy :
RAKOTOMAHANINA RALAISOA Emile mivady sy ny iray tampo aminy ary ny zanaka aman-jafin’izy ireo
– Ny iray tampo amin’ny reniny :
RAZAFINDRAKETAKA Georgine sy ny iray tampo aminy ary ny zanaka aman-jafin’izy ireo
– Ny Fokontany Antanimenakely Ampitatafika
Ny nofony dia hoenti-miala ao Antanimenakely Lot AB 436 bis (andamosin’ny Hotel Majestic) ny Alatsinainy faha-14 May 2007 amin’ny 2 ora sy sasany. Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimamory ihany.
Tsy misy ny fiaretan-tory.
Ity filazana ity no solon’ny fampandrenesana.