Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 02h36
 

Filazana manjo

ANDRIANIRINA Elysée

« Raha amin’izao fiainana izao ihany no nanantenantsika an’i Kristy dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika »
(I Kor 15 : 19)

Amin’ny finoana sy fitsanganana amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

ANDRIANIRINA Elysée
SAM HONG

Dia nodimandry ny Alakamisy 10 mai 2007 rehefa nivahiny 36 taona teto an-tany.

Hoy,

- Ny vadiny :
RAHERIMALALA Sahondra Hortensia

- Ny zanany :
ANDRIAHARIMALALA Sandra SAM HONG
HERINIAINA Elysa SAM HONG

- Ny Ray aman-dreniny :
Timothée Jules SAM HONG mivady

- Ny Rafozany :
RANAIVOMANANA Amédé mivady

- Ny iray tampo aminy :
SAM HONG Line Nathalie
SOLOFOTIANA Yvon SAM HONG mivady sy ny zanany
ANDRIANTSOA Angelo SAM HONG mivady sy ny zanany
RANDRIAMALALA José mivady sy ny zanany

- Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAMINONJATOVO Solofoson mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTONDRAINIBE Jean François mivady sy ny zanany
ANDRIAMANJARISOA Jean Rodin mivady sy ny zanany
RANAIVOMANANA Andrianirina Patrice mivady sy ny zanany
Andriamatoa Jeannot mivady sy ny zanany
vRAJERIMANANA mivady sy ny zanany

- Ny havany :
Terak’Itompokolahy RALAIVAO Charles
Terak’Itompokolahy SAM PAN
Terak’Itompokolahy RAVOHITRA
Terak’Itompokolahy RATOVONJANAHARY

- Ary ny Fianakaviana manontolo

Ny Fiangonana EKAR St François Xavier Antanimena
Ny Fiangonana FJKM Antanimena Atsinanana Fifaliana
Ny Fokontany Ankadifotsy-Antanifotsy
Ny Fokontany Alarobia Amboniloha

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Cercle Chinoise Behoririka ny Sabotsy 12 mai 2007 amin’ny 11 ora maraina, ary entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR St François Xavier Antanimena alohan’ny hanaterana azy any amin’ny fasan-drazana ao amin’ny Cimetière Anjanahary.

TSY MISY FIARETAN-TORY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS