Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 19h00
 

Filazana manjo

RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay :

RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert
Mpiasan’ny SOLIMA nisotro ronono
Officier de l’Ordre National

dia nodimandry ny Talata 01 Mey 2007 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany.

Hoy :

- Ny vadiny :
RAZAFITSARA ANDRIANADY Beby

- Ny zanany :
RALAMBOSON ANDRIANADY Gilberte
RAZAFIMBE Désiré sy Eliane
ANDRIANADY Evelyne
RAKOTOMANGA ANDRIANADY Alain sy Frédine
RAKOTOMANGA ANDRIANADY Serge sy Saholy

- Ny zafiny :
Andy, Nady RALAMBOSON, Miza sy Dyna RAFENOMANANTSOA
Aina Andrianjaka, Tahina RAZAFIMBE
Norovololona, Henintsoa, Haingotiana, Hasina ANDRIANADY, Rojo, Meva ANDRIANADY

- Ny zafiafiny :
Avintsoa Mamiriana RAFENOMANANTSOA

- Ary ny fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Katedraly Analakely
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambonin’Ampamarinana
Ny Mpltandrina sy ny Fiangonana FJKM Ankadikely
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambatomaro
Ny Fokontany Amboditsiry
Ny Fokontany Manjaka llafy

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Amboditsiry Lot II B 53 C ny Zoma 04 Mai 2007 amin’ny 1 ora, ho entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny FJKM Katedraly Analakely alohan’ ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Manjaka llafy.

« Na dia handeha eo amin’ny fahoriana aza aho, dia hamelona ahy Hianao ; Haninjitra ny tanànao hanohitra ny fahatezeran’ny fahavaloko Hianao. Ary hamonjy ahy ny tananao ankavanana »
(Sal 138 : 7)

TSY MISY FIARETAN-TORY
TSY MISY VONINKAZO

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS