Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 17h14
 

Filazana manjo

ANDRIANJAFY Jacob Michel

« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoa izao ahy ».

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay :

ANDRIANJAFY Jacob Michel

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 14 oktobra 2008, teo amin’ny faha-79 taonany.

Hoy,

-  Ny vadiny :
RASOANIRINA Merline

-  Ny zanany :
RAJAOBELINA Josoa sy Nilo
RASOANIRAINY Adolph sy Volana
ANDRIANJAFY Solofo sy Norosoa
ANDRIANJAFY Fidy sy Tiana
RASAMINAIVO Lanja sy Lanto
ANDRIAMBOAVONJY Michel sy Noro

-  Ny zafiny :
Ony sy Clarion, Anja, Arinilo Rajaobelina
Mirana, Ravo, Nialy, Antsa Rasoanirainy
Fitia sy Ilo Andrianjafy
Iranty Rasaminaivo
Ariaina, Iavosoa Andriamboavonjy

-  Ny taizany :
RAVAONIRINA Olga

-  Ny iray tampo aminy
-  Ny iray tampo amin’ny vadiny
-  Ny havany sy ny fianakaviana manontolo

Ny fokontany Cité Analamahitsy, ny fokontany Tsarahasina (Ambatotokana) Ambohimangakely, ny fokontany Tsarahonenana.

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambatotokana Fitiavana, FJKM Antsahavola Fitiavana, FJKM Anonimasina Ziona, FJKM Ambohitrantenaina, FJKM Analamahitsy.

Ny zanaka am-pielezana FJKM Ambatotokana Fitiavana (FIZAFA) sy Ambohitrantenaina (FITAZAA).

Ny nofony dia ho entina hiala ao an-tranony Cité Analamahitsy logt 393 ny zoma 17 oktobra 2008 amin’ny 2 ora tolakandro ary entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambatotokana Fitiavana alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatotokana Ambohimangakely ihany.

« Mahereza sy mahatanjaha ; aza matahotra na manahy azy ; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao ; tsy handao anao na hahafoy anao Izy »
(Deot 31 : 6)

TSY MISY FIARETAN-TORY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS