Isaorana Andriamanitra nanomezany anay :
Ny Andriana
RAMANGASATA Emile
Directeur Général retraité CIM Majunga (ex SOCTAM)
Chevalier de l’Ordre National
izay niamboho ny 21 Martsa 2010 teo amin’ny faha-77 taona.
hoy,
Ny Vadiny :
RAMANGASATA Voahangy Nirina (teraka RAMISANAVALONA)
Ny zanany :
RAMANGASATA Rado A. sy Jeannine
RAMANGASATA Haja S. sy Miarintseheno
RAMANANANDRO Jaohy sy Irina
Ny taizany :
RAMAROSON Régis mivady sy ny zanany
Ny zafikeliny :
Tolotra sy Nantenaina, Nandrianina, Ranto, Mialy, Mahery, Mahefa, Joël, Miangaly.
Ny iraitampo aminy :
Terak’Itpklahy RAKOTOVAZAHA
Terak’Itpklahy ANDRIAMISATA Parson sy Itpkvavy RAZANAJAZA
Ny iraitampo amin’ny vadiny :
Terak’Itpklahy Dr ANDRIATAVY Alexandre
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana : FJKM Betela Antsangambato (Mampikony), FJKM Soamananety, FJKM Analamahitsy
Ny fkt : Antsirasira II (Mampikony), Analamahitsy Cité sy Tanàna
Ny nofony dia hiala ao amin’ny II N 88 CA Analamahitsy Tanàna (ambadik’i Shop Liantsoa) ny Alarobia 24 Martsa 2010. Entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Analamahitsy amin’ny 10 ora maraina, alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany eny Ambohitraina Ankadinandriana Atsinanana.
« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy »
(I Kor : 10)