Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 3 février 2026
Antananarivo | 10h57
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J.

    vendredi 11 juillet 2008 |  2140 visites
    Am-pinoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika havana sy tapaka fa i MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J. dia nantsoin’Andriamanitra hody any Aminy ny Talata 08 jolay 2008, rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany, teo amin’ny faha 73 taona naha-relijiozy azy tato amin’ny Fikambanan’i Jesoa (Zezoita) ary teo amin’ny faha 61 taona naha pretra azy. Hoy : Son Excellence Mgr l’Archevêque RAZANAKOLONA Odon Marie Arsène, Son Excellence Mgr KASCUJJA Augustin, Nonce (…)
  • RAZAKAMAHEFA

    vendredi 11 juillet 2008 |  2073 visites
    Tompoko, Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay fa ny malalanay : RAZAKAMAHEFA Mpiandry Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 10 Jolay 2008 rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany. Hoy, Ny reniny : RASOALANTO Ny iray tampo aminy : ANDRIANASOLOMAHEFA Jean Philippe sy Naina ary ny zanaka aman-jafiny RABARISON Jean Muël sy Angéline ary ny zanaka aman-jafiny ANDRIANASOLONJATOVOMAHEFA Gabriel sy ny zanaka aman-jafiny RAMAHEFARISOA (…)
  • RAVELOJAONA

    jeudi 10 juillet 2008 |  2630 visites
    Ny Filankevim-pitantanana, Ny Toniam-pitantanana sy ny Mpiara-miasa rehetra ao amin’ny CAISSE NATIONALE DE PREVOYANCE SOCIALE dia mampandre anareo amin’alahelo lehibe ny namoizany an’i RAVELOJAONA Commissaire de Gouvernement auprès de la CNAPS ny 9 jolay 2008
  • MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J.

    jeudi 10 juillet 2008 |  1828 visites
    Am-pinoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika havana sy tapaka fa i MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J. dia nantsoin’Andriamanitra hody any Aminy ny Talata 08 jolay 2008, rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany, teo amin’ny faha 73 taona naha-relijiozy azy tato amin’ny Fikambanan’i Jesoa (Zezoita) ary teo amin’ny faha 61 taona naha pretra azy. Hoy : Son Excellence Mgr l’Archevêque RAZANAKOLONA Odon Marie Arsène, Son Excellence Mgr KASCUJJA Augustin, Nonce (…)
  • RAZANATEFY RAKALOMALALA Lucie

    jeudi 3 juillet 2008 |  9978 visites
    Amin’ny alahelo lehibe no hilazanay fa niamboho tamin’ny 1 jolay 2008 : Ny Andriambavy RAZANATEFY RAKALOMALALA Lucie (Vady navelan’Itompokolahy RAHARINOSY Jean Fidèle) rehefa nahazo ny Sakramenta Masina farany nomen’ny Eglizy ny zanany ka nivahiny 99 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : RAHARINOSY Jean Clément RAZANAMASY Olga RAHARINOSY Michèle RAHARINOSY Camille sy RAHARISON Beby RABETAFIKA Nicole RAHARINOSY Roger sy RAFIDISON Robertine RAHARINOSY Willy sy ANDRIAMILANDY Hanta Ny (…)
  • Ny Andriambavy RAVELOARISOA

    mardi 1er juillet 2008 |  2213 visites
    Niamboho ny Alarobia 25 Jona 2008 tany Montpellier (France) ny reny malalanay : Ny Andriambavy RAVELOARISOA (Vady navelan’Itompokolahy ANDRIAMISAINA Robinson) rehefa nivahiny 83 taona teto an-tany. Ny fahatongavan’ny razana eto an-tanindrazana dia ho lazaina amin’ny andro manaraka
  • Ny Andriambavy RAVELOARISOA

    samedi 28 juin 2008 |  1860 visites
    Niamboho ny Alarobia 25 Jona 2008 tany Montpellier (France) ny reny malalanay : Ny Andriambavy RAVELOARISOA (Vady navelan’Itompokolahy ANDRIAMISAINA Robinson) Ny fahatongavan’ny razana eto an-tanindrazana dia ho lazaina amin’ny andro manaraka
  • MICHEL Claude

    vendredi 27 juin 2008 |  2792 visites
    Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny havamalalanay : MICHEL Claude dia nantsoin'ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 26 Jona 2008. Hoy : Ny vadiny : Ravaomanandrainirika Blandine Ny zanany : Michel Rosalie sy MIka (France) Andriamihaingo sy Valleria Haingo Rajo sy Sylvie Ny zafiny : Fabien, Sandrien, Sébastien, Maik, Thalia, Vanilla, Fabio Ny Rainy : Michel Maurice (France) Ny Iraitampo aminy : Rakotondrainibe Eveliny sy Julien Randrianarivelo Thérèse sy (…)
  • Ny Andriana RANARISOA Albert

    vendredi 27 juin 2008 |  2402 visites
    Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havamalalanay : Ny Andriana RANARISOA Albert Magistrat de 1er grade Retraité dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny 25 jona 2008, rehefa nivahiny 70 taona teto an-tany. Hoy : Ny iray tampo aminy : ANDRIATSIHOARAMANDIMBIARISOA Ny Riana d'y La Paix mivady sy ny zanaka amanjafiny RALIDERA mivady sy ny zanany Ny havany : Rtoa RAZANAMIANDRISOA Ny terak'ltompokovavy PAMIALISOA Ny (…)
  • RANDIMBIARISOA Marie Jeanne

    lundi 23 juin 2008 |  2359 visites
    Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny zanany malalany : RANDIMBIARISOA Marie Jeanne rehefa nivahiny 60 taona teto an-tany hoy : Ny vadiny : RANDRIAMANANTENASOLO Georges Xavier Ny zanany : Pasteur Solo sy Nivo RANDRIAMANANTENA sy ny zanany Fredy sy Jeanine RANDRIAMANANTENA sy ny zanany Remi sy Fanja RANDRIAMANANTENA sy ny zanany Paul Raphaël sy Mamy RAZAKARIVO sy ny zanany Pasteur Elysé sy Hanitra RASAMISON sy ny zanany Hery sy Nivo RANDRIAMANANTENA sy ny zanany Liva sy Noro (…)
  • RAZANANIRINA Mavosoa Jacqueline

    lundi 23 juin 2008 |  1902 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RAZANANIRINA Mavosoa Jacqueline (Mpiasan’ny Firaisana faha II Chevalier de l’Ordre National) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Sabotsy faha-21 Jona 2008. Hoy : Ny vadiny : ANDRIANAIVO Jacquis Christian Ny zanany sy ny zafiny rehetra Ny reniny : RAZANAMAVO Henriette Ny Rafozany : Mme Veuve RAKOTOMAHEFA Clarisse Ny iray tampo aminy Ny iray tampo amin’ny (…)
  • RAZANARISOA Ardeline

    samedi 21 juin 2008 |  2349 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty, dia amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny reny malalanay : RAZANARISOA Ardeline Vady navelan’ny Itompokolahy RAKOTOARIVELO FELIX Loholona dia nantson’ny Ray hody any aminy ny zoma 20 jona 2008 rehefa nivahiny 81 taona teto an tany. hoy : Ny zanany : Terak Itompokolahy sy Itompokovavy .RATIARISOLO Honoré LCL RAKOTOARIVELO Gilbert mivady RASAMOELY Julien mivady BIELLE Marlyne Holiarisoa (…)
  • RANDIMBIARISOA Marie Jeanne

    samedi 21 juin 2008 |  1577 visites
    Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny zanany malalany : RANDIMBIARISOA Marie Jeanne rehefa nivahiny 60 taona teto an-tany hoy : Ny vadiny : RANDRIAMANANTENASOLO Georges Xavier Ny zanany : Pasteur Solo sy Nivo RANDRIAMANANTENA sy ny zanany Fredy sy Jeanine RANDRIAMANANTENA sy ny zanany Remi sy Fanja RANDRIAMANANTENA sy ny zanany Paul Raphaël sy Mamy RAZAKARIVO sy ny zanany Pasteur Elysé sy Hanitra RASAMISON sy ny zanany Hery sy Nivo RANDRIAMANANTENA sy ny zanany Liva sy Noro (…)
  • ANDRIAMAHAZO Marie Claire

    samedi 21 juin 2008 |  2102 visites
    Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny hava malalanay : ANDRIAMAHAZO Marie Claire Adjoint Technique de la Bibliothèque Universitaire Antananarivo hody any aminy rehefa nivahiny 66 taona teto an-tany ny Alakamisy 19 Juin 2008. Hoy : Ny reniny : ANDRIAMAHAZO Marie Louise Ny zanany : ANDRIAMAHAZO Nomenjanahary Miora Ny iray tampo aminy : ANDRIAMAHAZO Monique sy RANDRIATAVY Albert sy ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMAHAZO Simone sy BOSSY Guy sy ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMAHAZO Arthur (…)
  • Maître RAKOTONOMENJANAHARY Fidinirina

    mardi 17 juin 2008 |  3276 visites
    Misaotra an’Andriamanitra izahay noho ny nanomezany ny malalanay niaraka taminay nandritra ny 52 taona Maître RAKOTONOMENJANAHARY Fidinirina Avocat à la cour d’Appel de Madagascar nody any amin’ny Rainy ny Alahady 15 jona 2008. Hoy ny : Vadiny : RAKOTONOMENJANAHARY Njiva Heliniaina (Teraka RAMIANDRISOA) Zanany : RAKOTONOMENJANAHARY Andiniaina Cédric RAKOTONOMENJANAHARY Joro Fabrice Ray aman-dreniny : Rakotozafy Arsène mivady Rafozany : RAMIANDRISOA David mivady (…)
  • Josoa RANDRIAMAHAROSOA

    jeudi 12 juin 2008 |  2993 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no anambaranay ny fodiamandrin’ Ny Andriana JOSOA RANDRIAMAHAROSOA Diakona Ingénieur Chef de Projet SOMEAH Tamin’ny Talata 10 Jona 2008 teo amin’ny faha-45 taonany tany Vondrozo. Hoy : Ny vadiny : RANDRIAMAHAROSOA Eliane Ny zanany : RANDRIAMAHAROSOA Sitraky Ny Aina Joëlle Ny rafozany : RASOARIMANANA Adeline Ny iray tampo aminy : Ny terak’Itpkl. RASOLOMANANA Alphonse Ny terak’Itpkl. RANDRIAMAHADIMANANA Jean (…)
  • RAMAVO Voahangy Faramampionona

    mardi 10 juin 2008 |  3440 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo, fa ny malalanay : RAMAVO VOAHANGY Faramampionona Rabodonandriana Virginie (Vady navelan’Itpk REVAERA Rama Noelsler André) Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 9 Jona 2008, rehefa nivahiny 54 taona teto an tany. Hoy : Ny zanany : REVAERA Noelsler Jean Philippe Rama REVAERA Noelsler Patrick Rama REVAERA Noelsler Tiana Rama REVAERA Noelsler Andreanna Rama RANDRIANTIANA Stephanie Voahanginirina Ny (…)
  • RAMASINAIVO Haja Tiana

    lundi 2 juin 2008 |  4535 visites
    Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay ny namoizana ny malalanay, RAMASINAIVO Haja Tiana Ny zoma 30 Mey 2008. Hoy Ny Vadiny : Nathalie RADAVIDRA RAMASINAIVO Ny Zanany : Mialy RAMASINAIVO Josoa RAMASINAIVO Ny Reniny : Olga RAMASINAIVO Ny Renibeny : Pélagie RAZANABAHOAKA NY Rafozany : Jacky sy Mamy RADAVIDRA Ny Iray tampo aminy : Serge sy Voahangy RAKOTOMAVO Hery Tiana RAMASINAIVO Ny iray tampo amin'ny vadiny : Didier sy Laure (…)
  • RASAMOELINA Andrianantenaina Lalaina

    samedi 31 mai 2008 |  2752 visites
    Sitrak’Adriamanitra no niantsoany ny malalanay ny Alakamisy 29 Mai 2008 rehefa nivahiny 32 taona teto an-tany. RASAMOELINA Andrianantenaina Lalaina (Gaman/Klax) Hoy ny : Iray tampo aminy : RASAMOELINA Zafindrazaka Tidisoa RASAMOELINA Nivonirina Lalasoa sy ny zanany RASAMOELINA Vololoarizaka Hanitrasoa sy ny zanany Ny Renibeny : RAZAFINDRAZANAKA Philomène mianakavy Ny iray tampo amin’ny Rainy sy ny Reniny RAZAFINDRAZAKA Dieu Donné sy Vivi PARASKEVI RAZANADRAIBE Noëlina sy (…)
  • RAMASINAIVO Haja Tiana

    samedi 31 mai 2008 |  3354 visites
    Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay ny namoizana ny malalanay, RAMASINAIVO Haja Tiana Ny zoma 30 Mey 2008 Hoy Ny Vadiny : Nathalie RADAVIDRA RAMASINAIVO Ny Zanany : Mialy RAMASINAIVO Josoa RAMASINAIVO Ny Reniny : Olga RAMASINAIVO Ny Renibeny : Pélagie RAZANABAHOAKA NY Rafozany : Jacky sy Mamy RADAVIDRA Ny Iray tampo aminy : Serge sy Voahangy RAKOTOMAVO Hery Tiana RAMASINAIVO Ny iray tampo amin'ny vadiny : Didier sy Laure (…)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}