Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 03h44
 

Filazana manjo

RANDIMBIARISOA Marie Jeanne

Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny zanany malalany :

RANDIMBIARISOA
Marie Jeanne


rehefa nivahiny 60 taona teto an-tany

hoy :

-  Ny vadiny :
RANDRIAMANANTENASOLO Georges Xavier

-  Ny zanany :
Pasteur Solo sy Nivo RANDRIAMANANTENA sy ny zanany
Fredy sy Jeanine RANDRIAMANANTENA sy ny zanany
Remi sy Fanja RANDRIAMANANTENA sy ny zanany
Paul Raphaël sy Mamy RAZAKARIVO sy ny zanany
Pasteur Elysé sy Hanitra RASAMISON sy ny zanany
Hery sy Nivo RANDRIAMANANTENA sy ny zanany
Liva sy Noro RAZAFINDRATSIMBA sy ny zanany
Tovo sy Annie RANDRIAMANANTENA sy ny zanany
Ntsoa sy Landy RAVALISON sy ny zanany
Docteur Francis sy Seheno RABEANTOANDRO sy ny zanany
Haja RANDRIAMANANTENA

-  Ny iray tampo aminy
-  Ny iray tampo aminy vadiny

Ny Fiangonana FJKM Tsimahandry, Ambohidratrimo
Ny Fiangonana FJKM Ambohitrinibe - Andakana, Ambohidratrimo
Ny Fiangonana Batista Biblika, Salazamay Toamasina

Ny razana dia hiala ao an-tranony ao Tsimahandry, ny Alatsinainy 23 Jona 2008 amin’ny 12 ora sy sasany ary entina isaorana an’Andriamanitra ary atao veloma farany ao amin’ny Fiangonana FJKM Tsimahandry, Ambohidratrimo ary halevina ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohitrinibe-Andakana, Ambohidratrimo.

« Jehovah no Mpiandry ahy »
(Salamo : 23 . 1)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS