Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 septembre 2025
Antananarivo | 13h21
 

Filazana manjo

RAZANANIRINA Mavosoa Jacqueline

lundi 23 juin 2008 |  1860 visites 

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAZANANIRINA
Mavosoa Jacqueline
(Mpiasan’ny Firaisana faha II
Chevalier de l’Ordre National)


dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Sabotsy faha-21 Jona 2008.

Hoy :

  Ny vadiny :
ANDRIANAIVO Jacquis Christian

  Ny zanany sy ny zafiny rehetra

  Ny reniny :
RAZANAMAVO Henriette

  Ny Rafozany :
Mme Veuve RAKOTOMAHEFA Clarisse

  Ny iray tampo aminy

  Ny iray tampo amin’ny vadiny

  Ny fianakaviana manontolo

Ny nofony dia ho entina hiala ao an-tranony Lot IVC 148 ter Ambohimiadana Atsimo Ambohimanarina ny Talata 24 Jona 2008 amin’ny 1 ora sy sasany ary entina atao veloma farany ao amin’ny FJKM Antanety Fitahiana alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany Ambodihady Ambohimanarina.

« Rehefa vita ny asako ety ka ny fanahiko raisina ety miara-mitoetra aminao Tomponay ».
(Hira 518 and.1 FFPM)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}