Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny hava malalanay :
ANDRIAMAHAZO
Marie Claire
Adjoint Technique de la Bibliothèque Universitaire Antananarivo
hody any aminy rehefa nivahiny 66 taona teto an-tany ny Alakamisy 19 Juin 2008.
Hoy :
Ny reniny :
ANDRIAMAHAZO Marie Louise
Ny zanany :
ANDRIAMAHAZO Nomenjanahary Miora
Ny iray tampo aminy :
ANDRIAMAHAZO Monique sy RANDRIATAVY Albert sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAHAZO Simone sy BOSSY Guy sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAHAZO Arthur Georges sy RAZAIMANANORO Josie sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAHAZO Fara sy Ny Jeneray RAHAJARIZAFY Victor sy ny zanaka aman-jafiny
Dokotera ANDRIAMAHAZO Jacques sy RAHANTAMALALA Rachel sy ny zanany
Ny zanak’Itompokolahy ANDRIAMAHAZO Germain ANDRIAMAHAZO Eric
Ny iray tampo amin’ny rainy :
Terak’ltompokolahy ANDRIAMAHAZO Marcel
Terak’ltompokovavy RAZAFINDRAKETAKA Agnès
Ny iray tampo amin’ny reniny :
Terak’ltompokolahy RAFILIBERA sy Itompokovavy RAZANABAHOAKA
Ny Fianakaviana manontolo
Ny Mpiara-miasa tao amin’ny bibliothèque universitaire Antananarivo
Ny Fokontany Cité Ampefiloha, Antanivao Atsimo Antsirabe, Ankadikely llafy, Ambohidratrimo Mandritsara
Ny Fiangonana EKAR Md Vincent de Paul Ambatoniiita, EKAR Md André Ambohidratrimo.
Ny nofony dia hiala ao Ankadikely llafy, Lot AK 61 Bis Villa Rahely, ny alahady faha 22 jona 2008 amin’ny 12 ora tolakandro, ary ho entina atao veloma farany ao amin’ny fiangonana EKAR Md André Ambohidratrimo alohan’ny ametrahana azy ao amin’ny fasam-pianakaviana ao Mandritsara Ambohidratrirno ihany.
« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazaho aho ; nitahiry ny finoana aho »,
(II TIM 4 :7)
Tsy misy fiaretantory