Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 9 juillet 2025
Antananarivo | 23h26
 

Filazana manjo

MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J.

vendredi 11 juillet 2008 |  2098 visites 

Am-pinoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika havana sy tapaka fa i

MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J.


dia nantsoin’Andriamanitra hody any Aminy ny Talata 08 jolay 2008, rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany, teo amin’ny faha 73 taona naha-relijiozy azy tato amin’ny Fikambanan’i Jesoa (Zezoita) ary teo amin’ny faha 61 taona naha pretra azy.

Hoy :

Son Excellence Mgr l’Archevêque RAZANAKOLONA Odon Marie Arsène,
Son Excellence Mgr KASCUJJA Augustin, Nonce Apostolique,
Son Excellence Mgr RANDRIAMANANA Jean Paul, Eveka Mpanampy,
R.P. RABENANTOANDRO Ludovic, Vikera Jeneraly,
R.P. RAFANAMBINANA Jean Romain, Provinsialin’ny Zezoita,
Ny Père Supérieur sy ny Communauté Saint Joseph – Analamahitsy- Antananarivo,
Ny Pretra sy ny Frera rehetra ato amin’ny Fikambanan’i Jesoa,
Ny Pretra sy ny Relijiozy rehetra eto amin’ny Diosezin’Antananarivo,
Ny Seminarista sy Relijiozy an-dalam-piofanana rehetra,
Ny Paroasy E.K.A.R. Fanahy Masina Analamahitsy,

  Ireo toerana rehetra niasany :
Fianarantsoa – Antananarivo

Ny Fokontany Androhibe - Soamandrakizay -Ambatomitsangana,
Ny Fokontany Ambohibe Ilafy

  Ny Iraitampo aminy :
Terak’Itompokolahy RAMAROZATOVO sy Eusebie
Terak’Itompokolahy GEORGES sy Victoire
Terak’Itompokolahy RATOVO Raymond sy Catherine
Rtoa RABARY Perpetue sy ny zanaka aman-jafiny
Rtoa RABEARY Justine sy ny zanaka aman-jafiny
Atoa RAMANANTOANINA Ignace sy Monique ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompokolahy RAMANANTOANINA François Xavier sy Suzanne

Ny nofo mangatsiakany dia andrasana ao amin’ny Trano Md Joseph Analamahitsy.

Ny Eokaristia hisaorana an’Andriamanitra sady hanaovam-beloma farany azy dia hatao ny Zoma 11 jolay 2008, amin’ny 01 ora tolakandro ao amin’ny Paroasy Fanahy Masina Analamahitsy, mialoha ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drelijiozy Ambohipanja-Ilafy, toerana iandrasany ny Fitsanganan-kovelona

« Avia ianareo nohasoavin’ny Raiko handova ny fanjakana izay voavoatra ho anareo hatrizay nahariana izao tontolo izao ».
(Mt 25:34)