Ny Komity Mpitantana
sy ny Mpiara-miasa eto amin’ny OSTIE
dia mampandre amin’ny alahelo lehibe fa :
RANDRIAMBOLOLONA Gilbert
Mpikambana ao amin’ny Komity Mpitantana OSTIE
dia nodimandry ny Talata faha 22 Jolay 2008.
Ny razana dia hiala eto Antananarivo ny Alakamisy 24 Jolay 2008 ary ho entina any Ambohitsinjo Ambatofinandrahana.
Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana.