Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 03h20
 

Filazana manjo

Josoa RANDRIAMAHAROSOA

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no anambaranay ny fodiamandrin’

Ny Andriana JOSOA RANDRIAMAHAROSOA
Diakona
Ingénieur Chef de Projet SOMEAH


Tamin’ny Talata 10 Jona 2008 teo amin’ny faha-45 taonany tany Vondrozo.

Hoy :

-  Ny vadiny :
RANDRIAMAHAROSOA Eliane

-  Ny zanany :
RANDRIAMAHAROSOA Sitraky Ny Aina Joëlle

-  Ny rafozany :
RASOARIMANANA Adeline

-  Ny iray tampo aminy :
Ny terak’Itpkl. RASOLOMANANA Alphonse
Ny terak’Itpkl. RANDRIAMAHADIMANANA Jean François Régis
RAFALIMANANA Evariste mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAHARISON Jean Louis mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOMALALA Raymond mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFINDRATSIMBA Claude mivady sy ny zanany
RABENOROSOA Duval mivady sy ny zanany
RASOAMIHAJARISOA Vololoniaina sy ny zanany
ANDRIAMANANTENA Benjamina mivady sy ny zanany
RANDRIANARISOA Philibert mivady sy ny zanany
RASOAMAMPIONONA Julie Colette sy ny zanany

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAMANANDRAISOA Edmond mivady sy ny zanany
RAVALISON Julien mivady sy ny zanany
RAHARISON Faly Ernest mivady sy ny zanany
RABARISON Patrice mivady sy ny zanany

-  Ny fianakaviana manontolo

Ny Tale sy ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny orinasa SOMEAH-Ankadivato

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ankorombe Kristy Fahazavana
Ny Fikambanan’ny Diakona sy ny Loholona FJKM Ankorombe Kristy Fahazavana

Ny Fiangonana EKAR Masindahy Joseph Ankorombe

Ny Fokontany sy ny Fokonolona Andrefan’ Ilafy
Ny Fokontany sy ny Fokonolona Ankorombe

Ny razana dia ho tonga ao an-tranony ao Andrefan’Ilafy, Lot I C 205, atsinanan’ny terminus 192 ny alin’ny Alakamisy 12 Jona 2008, ary andrasana ao hatramin’ny Zoma 13 Jona 2008. Hoentina any an-tranony any Ankorombe - Ambohitrolomahitsy ny Sabotsy 14 Jona 2008.
Hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ankorombe Kristy Fahazavana ny Alahady 15 Jona 2008 amin’ny 1 ora tolak’andro alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankorombe ihany.

« Ilaozy ny zanakao ho kamboty, fa Izaho no hamelona azy ary aoka Izaho no hitokian’ny vadinao mpitondra tena ».
(Jeremia 49 : 11)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS