Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 27 octobre 2021
Antananarivo | 02h27
 

Filazana manjo

RAZANATEFY RAKALOMALALA Lucie

Amin’ny alahelo lehibe no hilazanay fa niamboho tamin’ny
1 jolay 2008 :

Ny Andriambavy
RAZANATEFY RAKALOMALALA Lucie
(Vady navelan’Itompokolahy RAHARINOSY Jean Fidèle)


rehefa nahazo ny Sakramenta Masina farany nomen’ny Eglizy ny zanany ka nivahiny 99 taona teto an-tany.

Hoy,

-  Ny zanany :
RAHARINOSY Jean Clément
RAZANAMASY Olga
RAHARINOSY Michèle
RAHARINOSY Camille sy RAHARISON Beby
RABETAFIKA Nicole
RAHARINOSY Roger sy RAFIDISON Robertine
RAHARINOSY Willy sy ANDRIAMILANDY Hanta

-  Ny zafikeliny :
RAHARINOSY Harilalao
RAHARINOSY Nirina sy RAKOTOVAO Patricia
RAZANAMASY Yves sy RAVELOSON Vola
RABETAFIKA Jean-Luc sy RAZAFINDRATSIRA Hanta
LESPAGNE Sylvie
RAZANAMASY Mirasoa sy RAMBOATIANA Sandy
RAHARINOSY Lanto sy RANAIVONIRIANA Tahiana
RAHARINOSY Eric
RAHARINOSY Riana sy RABEFIRAISANA Thierry
RAHARINOSY Johanne sy RASAMOELY Thierry
RAHARINOSY Thierry sy RAMAROSON Nantenaina
RAHARINOSY Lova-Tiana
RAHARINOSY Valérie sy RANJOANINA Eric
RAHARINOSY Toky
RAHARINOSY Saholy sy RASAMIMANANA Lova
RAHARINOSY Hervé

-  Ny zafiafiny :
Nicolas, Noël, Alexandre, Tsiky, Tiana, Marie-Anne, Jade, Kevin, Axel, Sarah, Domohina, Rindra, Ny-Fitia, Carla, Arno, Yaël, Anthony, Carolyn, Miangaly, Sarika, Kaloina

-  Ny havany :
Andriamatoa RAHARINOSY Jacques mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ny terak’Itompokolahy RAZANATEFY Felix sy Itompokovavy RAHARIVELO Juliette
Ny terak’Itompokolahy Dokotera RAHARINOSY Joseph sy Itompokovavy RAZAFINDRAMAHATRA Eugénie

-  Ny Fianakaviana manontolo

Ny Katedraly « Immaculée Conception » Andohalo
Ny Fiangonana Mb Cecile Tangaina

Ny Fokontany Ambatovinaky sy Tangaina Ampitatafika, ary Fenoarivo

Ny nofony dia hiala amin’ny 1 ora tolakandro ny zoma 4 jolay 2008 ao amin’ny tranony Lot VK6 Bis Ambohijatovo Ambohimanoro ka hoentina hanomezam-boninahitra farany an’Andriamanitra ao amin’ny Katedraly « Immaculée Conception » Andohalo, mialoha ny hanafenana azy ao Tangaina Ampitatafika.

« Misaotra an’Andriamanitra izay tompoiko amin’ny saina madio aho… Tsaroko izany ranomasonao, ka maniry hahita anao mba ho feno fifaliana ».
(Timoty II ; 1, 3a-4)

Ity no solon’ny fampandrenesana


Tsy misy fiaretan-tory

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS