Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 01h01
 

Filazana manjo

MICHEL Claude

vendredi 27 juin 2008 |  2750 visites 

Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny havamalalanay :

MICHEL Claude


dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 26 Jona 2008.

Hoy :

  Ny vadiny :
Ravaomanandrainirika Blandine

  Ny zanany :
Michel Rosalie sy MIka (France)
Andriamihaingo sy Valleria
Haingo
Rajo sy Sylvie

  Ny zafiny :
Fabien, Sandrien, Sébastien, Maik, Thalia, Vanilla, Fabio

  Ny Rainy :
Michel Maurice (France)

  Ny Iraitampo aminy :
Rakotondrainibe Eveliny sy Julien
Randrianarivelo Thérèse sy Michel
Michel Merry sy Jeanine
Raoeliarison Jacqueline sy Eric
Beratto Jean Jacques sy Collette
Rabibisoa Baby sy Victor

  Ny iraitampo amin’ny Reniny :
Terak’Itompokolahy Lachapelle Philipe sy Itompokovavy Rasoarinesy Agnès

Ny Fokontany Soaniadanana (Sabotsy Namehana)
Ny Fokontany Lazaina Avaradrano

Ny Fiangonana : FJKM Ranivo Maritiora Lazaina Avaradrano sy ny Fianakaviana

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony O3 II N 1093 Soaniadanana Sabotsy Namehana ny Sabotsy 28 Jona 2008 amin’ny 1 opra 30 mn.
Hatao veloma farany ao amin’ny Fiangonana FJKM Ranivo Maritiora Lazaina Avaradrano alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Lazaina ihany.

« Jehovah no Mpiandry ahy Tsy manajava-mahory aho ».
(Sal. : 53.1.)

Tsy misy fiaretan-tory