Articles dans la rubrique « Filazana manjo »
-
vendredi 6 juillet 2012
| 3059 visites
Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
RAJERISON Sylvia Eléonore Teraka RAMANGALAHY
Mpanao gazety tao amin'ny L'EXPRESS de Madagascar sy MIDI Madagasikara
Dia nodimandry ny Zoma 22 Jiona 2012 tany Osny (Frantsa), rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany.
Hoy,
Ny vadiny : RAJERISON Jean Clément (Kelly)
Ny zanany : Carole sy Florent Butty Anne Sylvie sy Stefan STEFANOV Cédric Andrisata
Ny zafikeliny : Stéphane Andy Butty Eva (…)
-
vendredi 15 juin 2012
| 2992 visites
« Iaveh no fahazavako amam-pamonjena ahy, ka iza no hatahorako ? Iaveh no mandan'ny aiko, ka zovy no hangovitako ? » (Salamo : 27)
Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny Reny, hava-malalanay :
RAMELISON Francine Olga Vady navelan'Itompokolahy RAMAHOLIMIHASO Andrianampy
dia nodimandry ny Alarobia 13 Jona 2012 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany.
Hoy,
Ny zanany : Fredy sy Hanta RAJAONERA sy ny zanaka aman-jafiny Nivo RANDRIAMANANTENA RAMAHOLIMIHASO sy ny zanany Noro (…)
-
mercredi 30 mai 2012
| 1685 visites
“Iaveh no mpiandry ahy, tsy hanan-java-maha-ory aho” (Salamo XXIII, and 2)
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAKOTOMANANA Tsilavina Muriel
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alahady 27 may 2012 teo rehefa nivahiny 21 taona teto an-tany.
Hoy,
Ny Ray aman-dreniny : RAKOTOMANANA Germain Edouard RAZANAMAROSOA Vonilalao
Ny iray tampo aminy : RAKOTOMANANA Andriantoavina Prisca RAKOTOMANANA Ndranto Dual (…)
-
vendredi 11 mai 2012
| 2437 visites
Noho ny fitiavany lehibe dia nampodian’Andriamanitra ao amin’ny Fiadanany ny Malalanay :
ANDRIANANTOANDRO Berthe (teraka RABEKOTO) LOHOLONA (vady navelan’Itompokolahy ANDRIANANTOANDRO Désiré)
ny Alatsinainy 07 May 2012.
Hoy,
Ny zanany : RABEHANTA Jeannot sy Sylvia ANDRIANANTOANDRO Miary-Soa RAKOTONAIVO Ghislaine Hantanirina RAKOTONAIVO Verolala Annick
Ny zafiny : RASOARAHONA Hoby sy Karine Fanjanirina ANDRIANANTOANDRO Christian Gérard RANDRIANARIVELO Thibaut sy Quentin
Ny (…)
-
mercredi 29 février 2012
| 2153 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny hitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny malalanay :
RAKOTONIRINA Jean Clément Frédéric Diakona Docteur Chirurgien Dentiste Ex-Président UOSSM IPP Rotary Club Anosy
Dia niamboha ny Alatsinainy 27 Febroary 2012, tao amin’ny faha-58 taonany.
Hoy :
Ny vadiny: RAKOTONIRINA RAJAONARIVELO Harilanto
Ny zanany : -*RAKOTONIRINA Meja Andriarindra RAKOTONIRINA Njiva Andrianjo
Ny reniny: -* RAOBIALISOA Berthine
Ny iray tampo aminy : (…)
-
samedi 25 février 2012
| 1968 visites
Amin’ alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay, namana mpanao gazety,
RATSIMANDISA MAX EMMANUEL CELESTIN
Dia nodimandry ny Zoma faha 24 febroary 2012.
Ny razana dia eny amin’ny tranom-pianakaviana eny Ambatoroka Appart-hôtel Radama House (Tranovola).
Ny fandaharam-potoana dia ho lazaina amin'ny manaraka ihany.
Misaotra Tompoko
-
jeudi 29 décembre 2011
| 3537 visites
Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay :
RADAODY RAKOTONDRAVAO Laurent
Ancien Ambassadeur de Madagascar Auprès des organismes des Nations Unies à Genève, Auprès de la République d’Italie et du Saint Siège, Auprès de la République Algérienne.
Dia nodimandry ny Zoma 23 Desambra 2011 rehefa nivahiny 69 taona teto an-tany.
Hoy : Ny zanany : RADAODY RAKOTONDRAVAO Lila Clotilde RADAODY RAKOTONDRAVAO Beby Domohina Ny renin-janany : GUIS France Ny zafikeliny : BAZIN (…)
-
mardi 8 novembre 2011
| 1162 visites
Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny Mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR
dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny alahady 06 novambra 2011 ny mpiara-miasa aminy:
Andriamatoa RATOVOHERINJANAHARY Mamy
-
samedi 20 août 2011
| 3966 visites
Amin'ny finoana sy fanantenana ny fisanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
Ny Andriambavy Jacqueline RAZAFIMAHALEO - DOMENICHINI (épouse Domenichini RAMIARAMANANA) Paul Harris Fellow Rotary International
dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny Talata 16 Aogositra 2011 rehefa nahazo ny sakramenta fanomen'ny Eglizy ny zanany.
Hoy, Ny vadiny : Michel D. RAMIARAMANANA Ny rafozany : Jean Pierre DOMENICHINI Ny iray tampo aminy : Terak'Itpkv Gisèle (…)
-
samedi 6 août 2011
| 1848 visites
« Fa izaho dia ny ho akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy; Ianao Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, Mba hilaza ny asanao rehetra aho ». (Salamo 73:28)
Isaoranay lehibe Andriamanitra Fitiavana, nampindrana anay nandritry ny 88 taona ny malalanay,
RAZANAJAONA Marie-Ernestine (Vady navelan’Itpklahy RATOVOARISON Prosper)
- Sage-femme d'Etat retraitée - Ancienne Monitrice à l'Ecole de Sages femmes de Befelatànana - Chevalier de lOrdre National Malagasy
izay nodimandry tao amin'ny Centre (…)
-
mercredi 29 juin 2011
| 2581 visites
Amin'alahelo lehibe no ampandrenesanay ny nahalasana'ny Malalanay :
RABESAHALA Marie Gisèle Aimée (GISOU)
Mpanorina sy Filoha Nasionaly FIFANAMPIANA MALAGASY Mpanorina sy mambran'ny Komitin'ny Fanoratana Gazety IMONGO VAOVAO Mpanorina sy Sekretera Jeneraly, Mpanolontsaina Politikan'ny Antoko AKFM Mpanorina ny Antoko UPM (Union du Peuple Malgache) Mpanorina ny Sendika FISEMA sy filoham-boninahitry ny Sendika FISEMARE Mpanolontsainan'ny Tanànan'Antananarivo Renivohitra (…)
-
jeudi 19 mai 2011
| 1331 visites
-
mercredi 18 mai 2011
| 3009 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay fa ny malalanay :
Marco RATSIMBA
Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alahady 17 aprily 2011 tany Paris rehefa nivahiny 17 taona teto an-tany.
Hoy : Ny Ray aman-dReniny : Lanto sy Misa RATSIMBA Ny zandriny : Andréa
Ny fianakaviana dia maniry hampody ny razana any antanindrazana.
« Ny entan-jaraina mora zaka », koa manao antso avo ho amin’ny fanampiana ara-bola ny fianakaviana amin’ny (…)
-
mardi 15 février 2011
| 2061 visites
Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
RAOLIARISOA Sugie
Dia niamboho tamin’ny asabotsy 12 Fébroary 2011 tany Toamasina (Madagasikara) rehefa nivahiny 82 taona teto an-tany.
Hoy,
Ny zanany : Henri sy Léa RAKOTOARY (France) Patricia ANDEREGG (Suisse) Gérard sy Béatrice RAKOTOARY Jean-Jacques sy Elisa LUCE (France) Franck sy Solange NIEDERGANG (Singapour)
Ny zafikeliny : Nicolas RAKOTOARY Michael sy Hélène DEBIZE Stephane (…)
-
mardi 4 janvier 2011
| 1817 visites
Tompoko, Amin'ny finoana sy ny fanantenana no ampandrenesanay anareo ny fodia-mandrin'ny hava-malalanay : ANDRIANKOTO NASOLO ANDRIANALY rehefa nivahiny 55 taona teto antany Hoy : Ny vadiny : RAVONIARISOA Martine Ny zanany : ANDRIANKOTO Miaritsoa sy Toky ANDRIANKOTO Mampianina sy Noro ANDRIANKOTO Naly Manamahefa ANDRIANKOTO Laingonirina sy Jimmy ANDRIANKOTO Mahefa Manampamonjy ANDRIANKOTO Ny Aina Finaritraly Ny zafiny : Fitahiana, Mamisoa Ny reniny : Rtoa RAVELOMAHEFA Andrianaly (…)
-
jeudi 9 décembre 2010
| 1000 visites
Tompoko
Sitrak'Andriamanitra no niantsony ny malalanay RAZAIARIVELO Jeanne hody any aminy ny faha 21 Novambra 2010 Hoy
Ny vadiny
RANDRIAMASINONY Luc Arijaona
Ny zanany
RAHERIARISON Yves et RANDRIAMASINONY Herilala
MASAGUE Jean Pierre et MASAGUE RANDRIAMASINONY Soloarijaona (Perpigna-France)
RANDRIAMASINONY Faraniaina
RANDRIAMASINONY Benjamina
Ny zafikeliny
RAHERIARISON Onenantsoa Sarobidy
Ny fianakaviana manontolo sy ny havana aman-tsakaiza ao Fianarantsoa,Antananarivo, ary (…)
-
samedi 23 octobre 2010
| 1945 visites
Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny hava-malalanay :
Ny Andriana RAMBOATIANA Andriamihoby Hajarivony Stephan
dia niamboho ny Zoma 22 oktobra 2010.
hoy, Ny iray tampo aminy :
RAMBOATIANA Jean Claude sy Hary ary ny zanaka aman-jafiny RAMBOATIANA William sy Constance ary ny zanaka aman-jafiny RAMBOATIANA Solonirina Rolland sy Minah ary ny zanaka aman-jafiny RAMBOATIANA Harivelina Maurice sy ANDRIAMANANTENA Ravo Irène sy ny (…)
-
vendredi 24 septembre 2010
| 1761 visites
Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
RAKOTONIAINA Simon
Dia niamboho tamin’ny alatsinainy 20 Septambra 2010 tany Genève (Suisse) rehefa nivahiny 79 taona teto an-tany.
Hoy
Ny vadiny : Irma RAKOTONIAINA (Teraka RAMAMONJISOA)
Ny zanany : Patrick sy Patricia DUMONT (France) Jean-Claude sy Fara RAKOTONIAINA (USA) Massimo sy Gina GIANFREDA (Suisse)
Ny zafikeliny : Kristell, Caroline, Stephan, Jessica, Frédérico
Ny (…)
-
mardi 7 septembre 2010
| 2743 visites
Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa sitrak'Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony:
RAKOTO Odilon Marie de l'Enfant Jésus Marcelle Espérance Teraka RAHAINGONIRINA (Mpiasan'ny ASECNA misotro ronono) (Chevalier de l'Ordre National)
Ny Sabotsy faha 04 Septambra 2010, teo amin'ny faha 67 taonany, rehefa nahazo ny Sakramenta fanomen'ny Eglizy ny zanany.
Hoy,
Ny vadiny : RAKOTO Georges Roland
Ny zanany: RAKOTO Angelica RAKOTO Georges (…)
-
mercredi 24 mars 2010
| 1881 visites
Isaorana Andriamanitra nanomezany anay :
Ny Andriana RAMANGASATA Emile Directeur Général retraité CIM Majunga (ex SOCTAM) Chevalier de l'Ordre National
izay niamboho ny 21 Martsa 2010 teo amin'ny faha-77 taona.
hoy,
Ny Vadiny : RAMANGASATA Voahangy Nirina (teraka RAMISANAVALONA)
Ny zanany : RAMANGASATA Rado A. sy Jeannine RAMANGASATA Haja S. sy Miarintseheno RAMANANANDRO Jaohy sy Irina
Ny taizany : RAMAROSON Régis mivady sy ny zanany
Ny zafikeliny : Tolotra sy Nantenaina, (…)