Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 07h30
 

Filazana manjo

Ny Andriana RAMBOATIANA Andriamihoby Hajarivony Stephan

samedi 23 octobre 2010 |  1894 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny hava-malalanay :

Ny Andriana
RAMBOATIANA Andriamihoby
Hajarivony Stephan

dia niamboho ny Zoma 22 oktobra 2010.

hoy,

 Ny iray tampo aminy :

RAMBOATIANA Jean Claude sy Hary ary ny zanaka aman-jafiny
RAMBOATIANA William sy Constance ary ny zanaka aman-jafiny
RAMBOATIANA Solonirina Rolland sy Minah ary ny zanaka aman-jafiny
RAMBOATIANA Harivelina Maurice sy ANDRIAMANANTENA Ravo Irène sy ny zanany
RASOARIMALALA Nirina, vady navelan’Itpkl RAMBOATIANA Emile sy ny zanany

 Ny havany avy amin’ny rainy :

Terak’Itpkl Dr. ANDRIANTAVY Alexandre
Terak’Itpkl ANDRIANASOLO Jean Baptiste

 Ny havany avy amin’ny reniny :

Terak’Itpkl RATSIMANOHATRA

Ary ny fianakaviana manontolo

Ny Fokontany Ampanomahitsy Ambohitrimanjaka
Ny Fokontany Ambohibemanjaka Vatosola
Ny Fiangonana FJKM Ambohibemanjaka

Ny nofony dia hiala ao Ampanomahitsy Ambohitrimanjaka, lot 049 AMP, ny Alahady 24 Oktobra 2010 amin’ny 10 ora, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy atao veloma farany ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambohibemanjaka amin’ny 1 ora, alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohibemanjaka Vatosola ihany.

TSY MISY FIARETAN-TORY