Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h40
 

Filazana manjo

Rajerison Sylvia Eléonore

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAJERISON
Sylvia Eléonore
Teraka RAMANGALAHY

Mpanao gazety tao amin’ny L’EXPRESS de Madagascar
sy MIDI Madagasikara

Dia nodimandry ny Zoma 22 Jiona 2012 tany Osny (Frantsa), rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny vadiny :
RAJERISON Jean Clément (Kelly)

Ny zanany :
Carole sy Florent Butty
Anne Sylvie sy Stefan STEFANOV
Cédric Andrisata

Ny zafikeliny :
Stéphane Andy Butty
Eva Elisoa Butty

Ny iray tampo aminy :
Veuve HARISON RAHETIARISOA Charlys sy ny zanak’aman-jafiny
RAMANGALAHY Rachel sy ny zanak’aman-jafiny
RAMANGALAHY Dorothéa sy ny zanak’aman-jafiny
RAMANGALAHY Christan sy Lyana ary ny zanany
Veuve RAMANGALAHY Josiane sy ny zanany
RAMANGALAHY Bruno sy Elina ary ny zanany
RAJOHARISON Claude sy Mamy ary ny zanany
HALILOU Abakar sy Fara ary ny zanany

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Vady navelan’Itpkl RAJERISON Jean Henri sy ny zanak’aman-jafiny
Veuve RAJERISON Rolande sy ny zanak’aman-jafiny
Terak’Itpkv Dorothée
POSIER Vincent mivady sy ny zanak’aman-jafiny
Veuve ROBINARY Claire Aspasie sy ny zanak’aman-jafiny
RAKOTONIRAINY Jena Louis mivady sy ny zanak’aman-jafiny

Ny taizany :
Tsimba sy Miary, Harimbola sy Nathalie, Serge sy Lova, Rado, Stéphan sy Holy, Christian sy Patricia, Marc sy Nambinina, Landrikice sy Mialy, Tiana, Daniella, Caroline, Angelot, Soafara, Romy, Kevin, Haoua, Yina

Ny fianakaviana :
Terak’I Ramangalahy Franklin sy Raharifera Emilie, Terak’I Rabe Charles sy Rafara Helène, Fianakaviana Rajerison sy Fianakaviana Robinary, Teraka Rajaofera, Fianakaviana Ramanamisata, Fianakaviana any Ankorona.

Ny mpiara-miasa tao amin’ny l’Express Madagascar sy Midi Madagasikara

Ny tapaka sy namana rehetra

Ny Fiangonana EKAR Md Joany Batista Faravohitra, ny Fiangonana FJKM Ankorona Ambatomanga

Ny Fokontany Amboditsiry, ny Fokontany Ampandrana Ouest, ny Fokontany Ankorona Ambatomanga

Ny nofony dia ho tonga ny Alakamisy 05 Jolay 2012 eto an-tanindrazana ary enti-miala ao Soavimbahoaka lot II A 28 MB amin’ny Zoma 06 Jolay 2012 amin’ny 12 ora, ho entina atao veloma farany ao amin’ny Fiangonana EKAR Md Joany Batista Faravohitra ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fampaherezana ny fianakaviana iray manontolo, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankorona Ambatomanga.

« ... Izaho no fananganana ny maty sy ny fiainana, izay mino Ahy na dia maty aza dia ho velona indray, ary izay rehetra velona ka mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay... » (Jaona 10 : 25-26)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS