Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay ny nahalasana’ny Malalanay :
RABESAHALA Marie Gisèle Aimée
(GISOU)
Mpanorina sy Filoha Nasionaly FIFANAMPIANA MALAGASY
Mpanorina sy mambran’ny Komitin’ny Fanoratana Gazety
IMONGO VAOVAO
Mpanorina sy Sekretera Jeneraly, Mpanolontsaina Politikan’ny Antoko AKFM
Mpanorina ny Antoko UPM (Union du Peuple Malgache)
Mpanorina ny Sendika FISEMA sy filoham-boninahitry ny Sendika FISEMARE
Mpanolontsainan’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra
Solombavam-bahoakan’i Madagasikara
Minisitry ny Fanolokoloana sy ny Zavakanto Revolisionera
Filoha Lefitry ny Antenimieran-doholona
Mambra ny komisiona Mpikarakara ny Mpitolona 1947 eo anivon’ny Fifanampiana Malagasy
Grand Officier de l’ordre National Malgache
Grand Croix de 2ème Classe de l’Ordre National Malgache
Ordre de l’Amitié des Peuples URSS
Ordre de l’Amitié des Peuples RDA
Ordre de l’Amitié des Peuples Vietnam
Ordre Ana Bettencour - Cuba
Médaille d’Or de la Paix Joliot Curie du Conseil Mondial de la Paix
Hoy :
Ny taizany : RABESAHALA Dominique
Ny mpiray tampo aminy
Ny zanaky ny mpiray tampo aminy
Ny havany avy amin’ny rainy
Ny havany avy amin’ny reniny
Ny razana dia hiala ao amin’ny Foibe-toeran’ny FIFANAMPIANA MALAGASY ao Ampandrana Lot II V 102 A ny zoma 01 jolay 2011 amin’ny 1 ora tolakandro ary haterina eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohinierenana Ambohimanga-Rova.