Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 01h23
 

Filazana manjo

RAZANAJAONA Marie-Ernestine

« Fa izaho dia ny ho akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy ; Ianao Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, Mba hilaza ny asanao rehetra aho ». (Salamo 73:28)

Isaoranay lehibe Andriamanitra Fitiavana, nampindrana anay nandritry ny 88 taona ny malalanay,

RAZANAJAONA Marie-Ernestine
(Vady navelan’Itpklahy RATOVOARISON Prosper)

- Sage-femme d’Etat retraitée
- Ancienne Monitrice à l’Ecole de Sages femmes de Befelatànana
- Chevalier de lOrdre National Malagasy

izay nodimandry tao amin’ny Centre Hospitalier de Senlis, 60300, France, tamin’ny Asabotsy faha 30 Jolay 2011.

- Ny zanany :
RAZAFINJATOVO Roland sy Monique (Paris)
MABILLE Sahondra sy Alain (Bordeaux)
Drs ANDRIANTAFIKA Heritiana sy Joseph (Paris)
RATOVONDRAHONA Julia sy Emile (Paris)

- Ny zafikeliny :
Drs ANDRIANTAFIKA Mamisoa sy Maïté (Bruxelles)
Dr ANDRIANTAFIKA Gaëlle (Londres)
Dr ANDRIANTAFIKA Loïc sy Ophélie (Paris)
RAZAFINJATOVO Carole (Paris)
Dr MABILLE Ophélie (Bordeaux)
RAZAFINJATOVO Laurence (Paris)
MABILLE Cassandre (Bordeaux)
RAZAFINJATOVO Rudy (Paris)
RATOVONDRAHONA Émilie (Paris)
RATOVONDRAHONA Célia (Paris)

- Ny zafiafiny :
Chloé ANDRIANTAFIKA (Bruxelles)
Dim-Ethan Falihery ANDRIANTAFIKA (Paris)

Ny fahatongavan’ny razana eto Madagasikara sy ny fandevenana dia ho lazaina amin’ny manaraka ihany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS