Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 septembre 2025
Antananarivo | 13h21
 

Filazana manjo

RAZAKABOAY Colombe Angeline

vendredi 13 juillet 2012 |  2357 visites 

Miarahaba antsika amin’ny Anaran’ny Tompo.

Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny havana malalantsika,

RAZAKABOAY Colombe Angeline
izay mpianakavin’ny finoana sy mpandray ny fanasan’ny Tompo teto amintsika Tafo STRASBOURG.

Ny Fanompoam-pivavahana fanaovam-beloma azy dia atao
amin’ny Zoma 13 jolay amin’ny 9 ora maraina, eto am-piangonantsika, Chapelle des Diaconesses, 6 Rue St Elisabeth, 67000 STRASBOURG.

Mirary fampiononana hoan’ny fianakaviana ary misaotra mialoha antsika rehetra izay afaka manatrika izany fotoana izany.

Ny komity ny Tafo
Jackie R.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}