Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 20h39
 

Filazana manjo

Ny Andriambavy RAZAFINIAINA Eltine

amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Reny, Renibe malalanay :

Ny Andrambavy
RAZAFINIAINA Eltine

dia niamboho ny zoma 27 jolay 2012, teo amin’ny faha 85 taonany.

Hoy,

Ny zanany :
RAHETILAHY Mamy Solo sy Fredine
RAMELINA RAVALOHERY sy Arline
RAKOTONDRAMAVO Etienne sy Jocelyne
RASOAZANAMAVO Jeanine
RANDRIANATOANDRO Joseph sy Janie

Ny zafiny :
Naina sy Zoly, Feno sy Elia, Josoa, Henintsoa, Rado sy Zo, Fanja, Sitraka, Noé, Mialy, Mihary, Iaritra, Haingo, Holy, Hasina, Mino, Fanoa.

Ny zafiafiny :
Mitia, Fitia, Annya, Vanya, Sanya, Mialy, Finaritra, Diary, Fiarovana, Miora.

Ny teraky Razanakanavalondralambo
Ny teraky Ravahisahilahy
Ny fianakaviana avy ao Ambohitraina Ankadinandriana

Ny fianakaviana manontolo

Ny Fokontany Iadiambola Nanisana
Ny Fokontany Fiakarana Avaratra

Ny FJKM Fiakarana Avaratra

Ny nofony dia hiala ao amin’ny trano lot : II A 141 J Nanisana Iadiambola, ny Alahady 29 jolay 2012 amin’ny 12 ora sy sasany. Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Fiakarana Jerosalema mialohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Fiakarana Avaratra ihany.

« Tsaroanay tokoa izao, ny soa be noraisinay »

Tsy misy fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS