Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h07
 

Filazana manjo

Docteur RAKOTOARIMANANA Denis Roland

Nohon’ny fihavanana dia mampandre anareo izahay ny fodiamandrin’ny malalanay :

Docteur RAKOTOARIMANANA
Denis Roland

Professeur émérite d’Université
Recteur ny Oniversite ny Antananarivo teo aloha
Doyen ny Faculté de Médecine Antananarivo teo aloha
Directeur, Médecin Chef ny Hôpital Befelatanana teo aloha
Past Président ny Rotary Club Anosy
Président ny Fikambanana A505
Loholona
Grand Croix de deuxième classe de l’Ordre National Malagasy

tany Paris, ny 24 septambra 2008 rehefa nivahiny 72 taona teto an-tany.

Hoy :

-  Ny vadiny :
RAKOTOARIMANANA RAZAFY Rasoarivony Fine

-  Ny zanany :
Marie Hélène Vonisoa sy Marcel STANUSIC,
Andréa Hanitra sy Docteur Andry RANDRIANJOHANY.

-  Ny zafikeliny :
Adrien Hasina sy Alexandrine Faniry STANUSIC,
Antsa Emilie sy Dimby Denis RANDRIANJOHANY.

-  Ny iray tampo aminy :
RAKOTOARIMANANA Laurent mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOARIMANANA Florent mivady sy ny zanaka aman-jafiny
DARTIGUEPEYROU Daniel mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOARIMANANA Farahariniavo sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANJAKA Jaonah sy Docteur Voahirana sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOARIMANANA Georges Lalao mivady sy ny zanany.

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Docteur RAZAFINARIVO mivady sy ny zanaka aman-jafiny,
RAKOTO RATSIMBA Olivia sy ny zanany
RAKOTO RATSIMBA Nary mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOBE Henri mivady sy ny zanany
RAZAFY Soasolo
Docteur RAZAFIMBAHINY Hervé mivady
RAZAFIMBAHINY Anna sy ny zanany

-  Ny havany :
RAZANAKOLONA Christine sy ny zanaka aman-jafiny
Ny terak’i Samuel SALOMON sy RAOELINA

-  Ny Havany avy amin’ny vadiny :
Ramatoa RASOANINDRINA sy ny zanaka aman-jafiny
Ny terak’i RATSIMBA sy RAZAFINDRAFARA
Ny terak’i RALAY sy RASOARIVONY

-  Ny Fianakaviana manotolo

Ny Président ny Oniversiten’Antananarivo
Ny Doyen Faculté de Médecine d’Antananarivo sy ny mpiara-miasa
Ny Doyen Faculté de Médecine de Mahajanga sy ny mpiara-miasa
Ny mpiara-miasa ao amin’ny Clinique des Soeurs Ankadifotsy
Ny mpiara-miasa ao amin’ny Marie Stopes International
Ny mpiara-miasa ao amin’ny Clinique de Tanjombato
Ny Ordre National des Médecins
Ny firaisan’ny Diakona sy ny Loholona FJKM Anosipatrana
Ny PROMOFEM FJKM Anosipatrana
Ny fiangonana FJKM Anosipatrana
Ny fiangonana FJKM Andrambato Fehizoro Ny fiangonana FJKM Ambohimiandra
Ny fiangonana FJKM Andohatanjona
Ny fokontany Antsahamasina
Ny fokontany Ambodifasika

Ny nofony dia hiala ao I A I 113 A Nahimena-Antsahamasina, ny zoma 3 oktobra 2008 amin’ny 10 ora, ampandalovina eny amin’ny Esplanade ny Oniversite amin’ny 11 ora sy sasany, ary entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy fankaherezana ny fianakaviana ao amin’ny FJKM Anosipatrana amin’ny 1 ora atoandro, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan’ny fianakaviana ao Andrambato Itaosy.

Tsy misy voninkazo - tsy misy fiareta-tory

« Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, Dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra ».
(Sal 73, 26)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS