Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 27 octobre 2021
Antananarivo | 07h53
 

Filazana manjo

ANDRIAMAHOLY SOLOMAMPIONONA RAMAHARO

« Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay ».

ANDRIAMAHOLY SOLOMAMPIONONA
RAMAHARO
Chevalier de l’Ordre National
Mpiasan’ny SME

dia nodimandry ny Alarobia 29 Oktobra 2008 teo amin’ny faha-59 taonany.

Hoy,

-  Ny vadiny :
RAZAKAHARISOA Jacqueline

-  Ny zanany :
RANDRIANALIMANANA sy Vero
ANDRIAMAHOLY Mandaniaina M.

-  Ny iray tampo aminy
RAVELOMANANTSOA Julie sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAIARISOA Beby sy ny zanaka aman-jafiny
RAVELOMANANTSOA Raymond sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTONIAINA Nivondrahona mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAHOLIMALALA Harisoa N. sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAHOLY Maharo Harilaza mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAVELOMANANTSOA Soloniaina Emile sy ny zanaka aman-jafiny
EXPEDIT CASSANTE mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RANDRIAMANGA Mihanta mivady sy ny zanany
RAVELOMANANTSOA René mivady sy ny zanany
RAVELOMANANTSOA Anselme mivady sy ny zanany.

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny
_Terak’Itompokolahy RAKOTOARISON William sy Anasthasie
Terak’ Itompokolahy RAKOTOARISOA Charles sy Bernadette
RAKOTOARIMANANA Léonard mivady sy ny zanany
RAVELOMANANTSOA Marcel sy ny zanany.

-  Ny havany sy ny fianakaviana manontolo
Ny mpiara-miasa aminy ao amin’ny SME
Ny FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy
Ny FJKM Anjanahary Maritiora
Ny FJKM Tsimahandry
Ny Fokontany Anjanahary II O
Ny Fokontany Ankazonandriampianinana Tsimahandry.

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony Anjanahary II O 25 B Bis ny Zoma 31 Oktobra 2008 amin’ny 11 ora atoandro, entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy mialoha ny hametrahana azy any amin’ny fasan-drazany any Tsimahandry Ambohidratrimo.

« N’inona n’inona hitranga, Jeso
Na ny lanitra ho manga, Jeso
Na ho maloka mangina, Jeso
Dia ho feno fifaliana, Jeso.
(Fihirana FFPM 488)

TSY MISY FIARETAN-TORY

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS