Fitsarana mendrika
Resin’ny mpanao gazety ny mpitory
jeudi 18 octobre 2007 |
| 5800 visites
Nandresy tamin’ny fomba madio ny namana mpanao gazety Tsabotokay Honoret omaly raha namoaka ny didy ny mpitsara tany Manakara omaly. Tsy misy mitombina ny fitoriana natao tamin’io namanay mpanao gazety io, ary io nahafahan’ny fitsarana io ny lehilahy. Ny filohan’ny AJRP Soava Andriamarotafika dia nisaotra ny fahendren’ny fitsarana tamin’ny fahitany fa tsy meloka ity mpanao gazety (...)