Articles dans la rubrique « Fisaorana »
-
mercredi 5 octobre 2016
| 1446 visites
Ny vadiny, Ny reniny, Ny rafozany, Ny zanaka aman-jafiny, ny iray tampo aminy sy amin’ny vadiny, ary ny fianakaviany manontolo,
dia maneho fisaorana arahim-pitiavana feno anareo havana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, izay tonga nidodododo, nanotrona, nankahery, nampitraka tamin’ny namoizany an’i: Rajaona ANDRIAMANANJARA (Ndrina)
Fankasitrahana manokana no atolotra an'ireo rehetra nanampy sy nanohana nandritry ny fotoan-tsarotra tsy nahasalama azy.
Aterina eto indrindra ny (...)
-
dimanche 12 janvier 2014
| 1181 visites
Ny zanany : Mpitandrina RAMAHOLIMIHASO Solofo sy RAOBINARISON Yolande RAMAHOLIMIHASO Haja sy RANDRIANAVALONA Liliane Dr RAMAHOLIMIHASO RANDRIANARISON Jany Nirina Dr RAMAHOLIMIHASO Fidy sy Dr ANDRIASON Ihary
Ny zafikeliny sy ny zafiafiny Ny iray tampo aminy Ny iray tampo amin'ny vadiny Ny fianakaviana manontolo
Dia maneho fisaorana feno sy fa,kasitrahana anreo rehetra : havana aman-tsakaiza, fiangonana, mpiara-monina, Isaorana manokana : Ny Mpitandrina RASENDRAHASINA mivady, Filohan'ny FJKM (...)
-
lundi 30 décembre 2013
| 545 visites
Ramaholimihaso Madeleine Ny zanaka aman-jafiny, Ary ny fianakaviana manontolo,
dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho anareo rehetra nanotrona sy nampahery ary nitondra am-bavaka azy ireo, tamin'ny nahalasanan'i :
RAMAHOLIMIHASO Rahaga
Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo.
-
vendredi 31 mai 2013
| 993 visites
Ny zanany : RANDRIAMBOLOLONA Harinirina Charline sy RATSIMBAZAFY Jean François RANDRIAMBOLOLONA Hirijinandrianina Charles
Ny zafiny : NOMENATSILAVINE Adriel ey NOROTSITOHAINA Annie
Ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny sy ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho an’ireo izay tonga nidodododo niarak’ory, nitrotro am-bavaka sy nampahery sy nampitraka, tamin’ny nampindraman’ny Tompo azy ireo ny Rainy ; Dadabeany :
RANDRIAMBOLOLONA Robin Guy Laurent (...)
-
mardi 7 octobre 2008
| 1607 visites
Ny vadiny : RASOAZANANY Julienne Ny zanany : RAZAFINOELISON Eva ANDRIAMADISOA Martial sy RAZAFINOELISON Liliane (France) RAINIZANAMASIHARISOA Delphin sy RAZAFINOELISON Juliana RAZAFINOELSON Fréderic Jules RAZAKARIVOAVY Franklin sy RAZAFINOELISON Julie Irène
Ny zafikeliny rehetra, ny fianakaviana manontolo dia manolotra fisaorana feno, fankasitrahana anareo rehetra : havana, tapaka sy namana, mpiara-mivavaka, mpiara-monina, mpiara-miasa tonga maro nidodododo nampionona sy nankahery azy (...)
-
samedi 27 septembre 2008
| 1477 visites
- Ny vadiny : Ravoaja Minotiana Mamisoa teraka Razanamahefa Ny zanany : Ravoada Miora, Zoly, Fara, Nirina
Sy ny fianankaviana manontolo dia maneho etoana ny fsaorana sy fankasitrahana feno anareo rehetra tonga nidodododo, nampahery sy nanotrona ny fianakaviana tamin'ny namoizany ny malalany : RAVOAJA Bruno Jacques Directeur Propriétaire de l'Entreprise ECA Officier de l'Ordre national malagasy Chevalier du Mérite sportif Past Président Rotary Club Ivato Président de fédération (...)
-
jeudi 25 septembre 2008
| 812 visites
Maître Louis Sagot sy ny vadiny ary ny zanaka aman-jafiny Maître Anne Marie Sagot Docteur Marie France Sagot Ramatoa Yolande Sagot Andriamatoa Henri Koller sy Sylvie vadiny ary ny zanaka aman-jafiny. Andriamatoa Frédéric Saucourt mivady sy ny zanany Charline Sy ny fianakaviana iray manontolo.
Dia maneho etoana ny fisaorana lehibe sy fankasitrahana ho anareo rehetra izay nampahery azy iroo tamin'ny namoizany ny malalany : Marie Clémentine SAGOT Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia (...)
-
mercredi 24 septembre 2008
| 901 visites

| 1375 visites
Ny Vady, Ny Zanaka aman-jafin' ANDRIAMANANTENA Georges dia "mankasitraka eram-po, eran-tsaina amam-panahy" ny Filoham-pirenena, Atoa Ravalomanana Marc sy Ramatoa vadiny ny Governemanta Malagasy tarihin'ny Praiministra Rabemananjara Charles mivady, ary indrindra ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary ny Kolontsaina tarihin'ny Dr Robinson Jean Louis mivady ny Antenimieran-doholona ny Antenimieram-pirenena ny Faritra Analamanga ny Commune Urbaine Antananarivo Renivobitra ireo (...)
-
mercredi 24 septembre 2008
| 877 visites
Ny Vady, Ny Zanaka aman-jafin' ANDRIAMANANTENA Georges dia "mankasitraka eram-po, eran-tsaina amam-panahy"
ny Havana aman-tsakaiza, ny Vahoaka, ary ireo Malagasy any am-pitan-dranomasina, niray aina sy niombom-bavaka tamin'ny namoizana an'i RADO
Enga anie ho toetrantsika ka hitondra fiadanana ny "Raha maratra izany vava, miainga hisafo eo ny tanana". ''Raha maratra koa ny tanana, io mitsoka eo ny vava" "Na samihafa toerana aza, mifanampy lalandava".
Rado, 28 Avrily (...)
-
vendredi 19 septembre 2008
| 822 visites
Ny vadiny : ANDRIAMIARANA Ramavoarivelo Lalaoarisoa Ny zanany : JAOALISON Lalaoarivelo Naly sy JAOALISON Lalaoarivelo Mialy
Dia mankasitraka sy mankatelina ireo rehetra nidodododo nampitraka sy nanotrona azy ireo tamin'ny fahalasana'ny malalany : ANDRIAMIARANA Rambeloson Jaoalison (Docteur Rambelo) Chirurgien dentiste tao Fianarantsoa
Singanina manokana ireo sampan-draharaham-panjakana rehetra any Faratsiho, indrindra fa ny SSD Faratsiho tamin'ny anjara biriky nentiny nanomboka tany (...)
-
jeudi 18 septembre 2008
| 764 visites

mercredi 23 juillet 2008
| 2121 visites
Ny vadiny : RAJAONARIVELO ANDRIAMANDROSO Jean Lala Ny zanany : Ny Aina RAJAONARIVELO Andry Tiana Ny Aina RAJAONARIVELO Zo Heritiana Ny rafozany Ny iray tampo aminy Ny iray tampo aminy vadiny
Ny fianakaviana iray manontolo dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho anareo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona azy ireo, tamin'ny fahalasanan'ny malalany : RAJAONARIVELO ANDRIAMANDROSO Voninavoko (Teraka RAZANADRATSIMA) Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia (...)
-
samedi 19 juillet 2008
| 1590 visites
RAKOTOMANGA John Nirina mianadahy avy sy ny fianakaviana manontolo dia maneho etoana ny fisaorana tamin’ny nidodoanareo nohon’ny nahalasan’ny malalanay :
RAKOTOMANGA Benjamin Andriamanitra anie hamaly fitia anareo.
Miala tsiny ho an’ireo tsy tratra antso nohon’ny hafenoan-drano be loatra.
Cité Ampefiloha Logt 534 Antananarivo 101
-
mardi 15 juillet 2008
| 969 visites
Izahay terak'Itompokolahy Ramanantoanina Etienne sy Itompokovavy Rasoahanitriniala Cécile dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana ireo havana aman-tsakaiza, tapaka sy namana tonga nididododo nankahery sy nampionona ary nitrotro am-bavaka tamin'ny niantsoan'Andriamanitra Ray an'i :
Révérend Père Rémi RAMANANTOANINA
Isaorana manokana : Son excellence Mgr l'Archevêque Son excellence Mgr Nonce Apostolique R.P Vicaire Genéral R.P Provincialin'ny Zezoita R.P Supérieur sy ny Communauté St (...)
-
samedi 7 juin 2008
| 1052 visites
Ny vadiny : Ramatoa Nathalie RADAVIDRA RAMASINAIVO Ny zanany : RAMASINAIVO Mialy RAMASINAIVO Josoa Ny reniny : RAMASINAIVO Olga Ny rafozany : Jacky RADAVIDRA mivady Ny iray tampo aminy Ny iray, tampo amin’ny vadiny Ary ny fianakaviana manontolo ,
dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho an’ireo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny fahalasanan’ny malalany :
RAMASINAIVO Haja Tiana Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy ary (...)
-
jeudi 5 juin 2008
| 579 visites

samedi 31 mai 2008
| 738 visites
Ny vadiny : RAJAONAH Gilbert Ny reniny : RASOLOFOMASOANDRO Marguerite Ny zanany : RAJAONAH Solofo sy Clodie RAJAONARY Mbolatiana Hugo sy Monique RAJAONA Biquet Gaëtan sy Lova Ny zafiny : Emmanuelle, Mathieu, Yann ary Salomé.
Ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fankasitrahana sy fisaorana feno anareo rehetra tonga nampahery sy niombom-bavaka, tamin’ny namoizany ny malalany : RAJAONAH Arlette (Teraka RASOLOFOMASOANDRO)
« Efa (...)
-
mardi 27 mai 2008
| 876 visites

mardi 22 avril 2008
| 1082 visites
Ny vady aman-janak’Itompokolahy RATIARSON Charles Hardel dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana ho anareo rehetra izay tonga nidodododo sy nampahery ary nitondra am-bavaka tamin’ny namoizany ny malalany : RATIARISON Charles Hardel Miala tsiny amin’ireo rehetra izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.