Nahay lesona i Miarinarivo
Mitaky ny hanaovana fampitahana PV
samedi 26 janvier 2008 |
| 405 visites
Fanodikodinana ny safidim-bahoaka tsotra no miseho aty aminay tao Anosibe Ifanja sy Sarobaratra ao anatin’ny distrikan’i Miarinarivo nandritra ny fifidianana izay ho ben’ny tanàna farany teo. Ny ankamaroan’ny birao fandatsaham-bato dia nitarika ny kandida Josoa Maminiafiana, saingy rehefa tonga taty amin’ny tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana, dia lasa ny TIM indray no nandresy. Ny fikambanana « Ny hoavinao » indray no resy. Rehefa nampitahana avokoa ny vokatra teo am-pelan-tanana hatrany (...)