Depiote Andriamaholison
Niaiky fa tsy nahasarika tanora ny TIM
mardi 15 janvier 2008 |
| 678 visites
« Maizina ny lanitra hitan’ny tanora, satria maro no tsy an’asa, ary miakatra sy tena midangana ny vidim-piainana, io no hitan’ny tanora ankehitriny ka nahatonga azy ireo hifidy TGV teto andrenivohitra ». Io no nambaran’ny depiote voafidy tao amin’ny boriborin-tany voalohany eto andrenivohitra tao amin’ny Aceem radio ny alahady teo. Tsy hitan’ny tanora ny ezaka ataon’ny fanjakana toy ny fahatokisan’ny mpamatsy vola ivelany, sy ireo fotodrafitr’asa isan-karazany vita teto, fa nosaronan’ireo (...)