Entana avy any ivelany
Misongadina ny fanatontoloana
lundi 11 février 2008 |
| 1651 visites
Zava-misy manerana izao tontolo izao ny fahaiza-mikaroka ara-toekarena, ataon’ny mpila ravinahitra eto amintsika amin’izao fotoana izao.
Tao anatin’ny taona 5 na 6 izay dia nisongadina teto amintsika ny tera-tany avy any Azia any ka nanova endrika ny tanàna mihitsy amin’ny alalan’ny toekarena. Nampanana asa ireo tanora maro. Navadik’ireto vahiny ireto ho tranom-barotra avokoa ireo trano amoron-dalana nikatokatona toy ny teny Behoririka, Analakely. Ny tenan’izy ireny mihitsy no nitana ny (...)