Midongy seza
Tsy manana hevitra hijanona ela ny filoha
samedi 5 janvier 2008 |
| 645 visites
Fampitomboana ny harin-karena, fanamafisana ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra, ary ny fampihenana ny fahantrana. Ireo loha-hevitra telo ireo no niompanan’ny kabarin’ny filoham-pirenena Ravalomanana omaly raha niarahaba ny vahoaka malagasy tratry ny taona ny tenany. Hajoro ny banky BMCD iarahana amin’ny vahiny ny fananganana izany, ary hamatsy vola ny tantsaha malagasy io. Omena sehatra ihany koa anefa ny mpandraharaha malagasy amin’ny famokarana eto, fa tsy avela hipitrapitra lava (...)