Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 22h26
 

Malagasy

Tsaingoka

Nifanotofana i Pasitera Richard A.

samedi 5 janvier 2008 |  1143 visites  | Penjy R.

Nandritra ny kabarin’ny filoha Ravalomanana omaly no nisy naneho ny hafaliany nahita ny Pasitera Andriamanjato nanatrika ny lanonana teny an-toerana. Rehefa vita ny kabary nifandimbiasana dia nilahatra niarahaba an’i Pasitera izay hambara ho mpanohitra ny filohan’andrim-panjakana misy teto, ary dia nalaza tampoka tao amin’ny lapa i Pasitera Andriamanjato Richard. Raha tsy niteny iny ve ny filoha Ravalomanana moa niarahaba azy ireto olom-panjakana ireto ? Ny tsapa aloha, dia hay afaka mifanoroka ihany ny samy malagasy na dia tsy mitovy aza ny fomba fijery e ?

Misimisia ny toy izany, fa tsy sanatria hifandramatra lava eto isika mianakavy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS