Fanondrotana karama
Maivana ny 10% hoy i Mailhol
jeudi 3 janvier 2008 |
| 691 visites
Tsy mifanentana amin’ny fiakatry ny vidim-piainana ny tolotra 10% nataon’ny filoha Ravalomanana ho fampiakarana ny karaman’ny mpiasam-panjakana amin’ity taona 2008 ity. Inona no vitan’io raha mitaha amin’ny sondro-bidy hiainan’ny Malagasy ankehitriny ? Nitodika tamin’ny fiainan’ny Malagasy tamin’ny taona 2002 ny Pasitera Mailhol, izay nanambara fa potika ny toe-karena teo, kanefa mbola nahazo hatrany amin’ny 12% io fisondrotry ny karama io. Tafakatra 6,5% ny tahan’ny harin-karena araky ny nambaran’ny (...)