Raharaham-pirenena
Nivadika i Ramino Jean
jeudi 7 février 2008 |
| 1721 visites
« Mahaiza mandinika ry mpitondra fanjakana, fa efa tsy mahataitra ny maro intsony ny karazana fampisehoana ataonareo. Isan’io ny fidinanana izay atao eto, ka tsy mahazo ny antsasaky ny mpifidy, ary raha miroatra indray izy ireny, dia mifidy olon-kafa toy ny hita teto Antananarivo ireny. Ny fahoriam-bahoaka no maika avotana indrindra, satria latsaka ankaterena lalina izy io, ary saika hilatsaka aho tamin’ity fifidianana indray mitoraka ity, nefa hitako fa tsy maika io raha mitaha amin’ny (...)