Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 19 mai 2024
Antananarivo | 09h53
 

Articles écrits par « Naivo kely »

  • Vita Gasy

    samedi 12 juillet 2008 | Naivo kely |  639 visites
    Teny mandreraka, toa mitory fanambiana ny asa ataontsika io. Heno matetika, ary mivoaka amban'ny maro rehefa injay mipoitra ny tsy fahombiazana. Nitodika tany amin'ny fomba fiasa namoizana ain'olona ny alakamisy teo teny Ivato io fomba fiteny iray. Asa goavana lehibe tahaka ireny ve no atao, dia fitaovana kely sy olona vitsy toy ireny no ampiasaina. Tsy fanatra intsony, na ilay orinasa nahazo ny tsena no te-hanambe, na ny vola natokana ho azy ireo mihisty no tsy afaka hanofana fitaovana (...)
  • Ratsy angaha ny teny Gasy ?

    vendredi 11 juillet 2008 | Naivo kely |  851 visites
    Toa mampandoa ny sasany ny fandrenesana fa averina ho teny enti-mampianatra ny teny Malagasy. Fanambaniana ankitsirano ny tenin-dreny ny toy izany. Tsy vitsy no nilaza fa fanapotehana ny zaza Malagasy ny fidirana indray amin'ity teny ity. Mahamenatra ny mandre fa tsy ho tafarina isika amin'ity fiovan'ny rafim-pampianarana vaovao ity, satria fony faha-repoblika faha-roa dia niaina tamin'io ny fanabeazana rehetra teto Madagasikara. Novaina izany tato afara, ary nahazo laka teo amin'ny sehatra (...)
  • Marary...

    jeudi 10 juillet 2008 | Naivo kely |  467 visites
    Tsy misy afa-tsy ny baolina kitra ve ny fanatanjahan-tena eto ? Io no mby tonga ao an-tsain'ny maro, raha mahita fa ity taranja iray ity no hifantohan'ny fanjakana mafy ny fampiakarana avo azy. Nosoloina mihitsy ny minisitry ny Fanatanjahan-tena teo aloha, satria angaha tsy nifanaraka tamin'ny tanjona nokasaina ny asa nataony ? Tsy misy afa-tsy ny baolina kitra aloha hatreto ny resaka, ary dia nanafarana mpanazatra vahiny mihitsy hijery ifotony raharaha. Tsy olana izany, satria (...)
  • Fahantrana

    Lasa fitadiavam-bola ho an’ny hafa

    jeudi 10 juillet 2008 | Naivo kely |  753 visites
    Ratsy endrika tanteraka i Madagasikara. Io no tsapan'ny Malagasy izay monina any ivelany. Ireo vahiny mba hiditra eto kosa dia efa mailo, satria malaza ratsy ity firenentsika ity. Toa tsy mba misy zavatra tsara haranty any ivelany mihitsy, fa ny ratsy avokoa no voatanisa any ivelany, ka mampandositra ny vahiny mba te-hitsidika antsika. Ny mpitondra fanjakana no tsy tian'ny sasany, ka ny firenena manontolo no haratsiana. Fahantrana, mpanendaka eran'ny làlana, ary korontana politika no voalaza (...)
  • Serasera matanjaka

    mercredi 9 juillet 2008 | Naivo kely |  668 visites
    Efa-bolana no hametraha ny satelita hiparitaka manerana ny tontolo ambanivohitra rehetra. Ahazo ny anjaara-masoandrony amin'ny fahafantarana ny vaovao rehetra ny vahoaka malagasy rehefa vita io. "Tsy ho tafapaka any amin'ireo faritra lavitra ny hafatra tiana ampitaina amin'izy ireo, hoy ny filoha Ravalomnana, ka izay no ilana ny fandraisana andraikitra haingana". Marina io. Satria na hatramin'izao aza dia mbola vitsy no mahalala, fa hanjaka amin'ny firenena maro eran-tany izany tsy (...)
  • Ampy izay

    mardi 8 juillet 2008 | Naivo kely |  730 visites
    Mihazakazaka ny asa atao eto amin'ny tanàna. Maika io, ka tsy ilana mitamatama. Miova matetika ihany koa ireo mpiara-miasa apetraky ny Filoham-pirenena ao amin'ny amabaratongam-pahefana isan-karazany. Tsy dia gaga amin'izany intsony ny maro, satria nandritra ny enin-taona, dia maro ireo olona noheverina ho nahavita azy no efa tsy hita tabilao intsony ankehitriny. Nankaiza ry ingahy Zazah Ramandimbiarison, izay nahavita làlana maro fony izy mbola Praiministra lefitra ? Ny PDS Hery Rafalimanana (...)
  • Fitadiavana asa

    Tsy voatery hitana birao

    mardi 8 juillet 2008 | Naivo kely |  1651 visites
    Tsy mahita asa, dia aleo mitaingina tamboho. Eo no manoko resaka mandram-paharivan'ny andro. Avy eo dia manao "mimi" any amin'ny Bar. Ireo matetika no hita ataon'ny tanora eto amintsika, satria tsy mahita asa hono. Ny asa ve no tsy misy, sa ny sasany no kamo ? Mazàna dia mipetraka ao amin'ny Malagasy ny haingidraingitra amin'ny asa izay ho ataony. Tsy hiasa amin'ny "Zone" izahay, fa sady kely karama no manandevo olona, hoy indray ny hafa. Toa ny miasa birao no tena heverin'ny sasany fa asa, (...)
  • Ivato

    Raikitra ny gidragidra

    lundi 7 juillet 2008 | Naivo kely |  1087 visites
    Velona ny sahotaka ao Ivato. Ny fandravana trano hitranga eny an-toerana izay atao tsy ho ela no nampifandona indray ny tsy fitoviam-pijery eo amin'ny kaominina Ivato Seranana sy Ivato Firaisana. Raikitra ny hakandroaka ny zoma teo, nataon'ny avy ao amin'ny kaominina Ivato Seranana, izay milaza fa tokony hiala eo amin'ny biraony ankehitriny ny ben'ny tanàna ao Ivato Firaisana sy ireo mpiara-miasa aminy rehetra. Olana efa nisy teo aloha io, saingy lovan'ireto ben'ny tanàna aty afara ireto (...)
  • Zanak’Ikala hafa

    lundi 7 juillet 2008 | Naivo kely |  655 visites
    Nisento tokana ireo depiote tsy miankina, raha nandre fa omena ny anjara fiara 4x4 izy ireo. Ny filoha Ravalomanana mihitsy raha nihaona tamin'izy ireo no nanambara izany ny faran'ny herinandro teo. Efa ela ihany no nahazo ny fitaovana ho enti-miasa ireo depiote TIM. Efa maro ny faritra notsidihan-dry zalahy sy zavavy tamin'itony fiara itony. Midika io fa iretsy tsy miankina kosa dia nandeha tongotra na bisikileta angamba satria tsy mba zanak' i Dada angaha ka tsy nahazo ny anjara mofo (...)
  • Fahanginan’ny antoko AVI

    Tsy matory fa reraka

    lundi 7 juillet 2008 | Naivo kely |  685 visites
    "Ho avy ny fotoana hanehoanay ny tena zava-misy marina momba ny fiainam-pirenena. Tsy azo hirotoroana io, satria mila fandinihanana lalina vao miseho vahoaka". Io no nambaran'ingahy Randrianarivony Edmond, izay depiote teo aloha lany teto an-drenivohitra. "Miaiky izahay AVI fa reraka aloha hatreto, taorian'ireny fifidianana nisesy teto Madagasikara ireny. Hiseho indray izahay ato ho ato, ary tsy azonay hekena izao fahoriana mianjady amin'ny vahoaka izao". Ankoatry izay, dia nanambara ity (...)
  • Poizina hita maso

    samedi 5 juillet 2008 | Naivo kely |  1033 visites
    Lasa resaka any ivelany ny sakafo eto amintsika. Isan'ny nambaran'ny filoha Ravalomanana io raha vao tonga avy tany ivelany izy ny alakamisy alina teo. Isan'io ny trondro sy ny anandrano eto an-drenivohitra. Ny fanenjehana ny mpanjono etsy amin'ny ranon'i Masay sy Anosy ary ny lakandranon'Andriantany no tena nalaza, saingy mbola misy hafa ihany koa. Isan'izany ny anandrano etsy Ambodivona sy Andravohangy. Hita ho tena rano maloto avy any amin'ny lavam-piringin'olona isa-tokantrano no (...)
  • Sakafo

    Ny faritra kere no mamatsy an’Antananarivo

    vendredi 4 juillet 2008 | Naivo kely |  808 visites
    Tsy misy sakafo tsy hita eto Antananarivo renivohitra. Tsy ho gaga isika raha mivangogo eto ny ankamaroan'ny olona avy any amin'ny faritra rehetra any. Ny vidin'ireny sakafo ireny ihany koa hita fa mbola mora raha mitaha amin'ny any amin'ny faritra isan-karazany. Ny vola indray no tsy maharaka, ary ho zary ho nofy raha Antananarivo no ho faty mosary hoy ny mpitazana. Antony mampitobaka ny sakafo eto, dia ny famatsian'ireo faritra isan-karazany sakafo manta ity renivohitra ity. Hita io toy (...)
  • Henoy izay ry hazon-damosina

    jeudi 3 juillet 2008 | Naivo kely |  669 visites
    Tsy mety leo, fa mbola manantena. Hotohizanay hatramin'ny farany ny fangatahanay ny hanaovana ny fikaonandoham-pirenena eto Madagasikara. Na ho inona hevitra handraisan'ny mpitondra izany, dia làlana iray ahafahana mibanjina ny ho avin'ny firenena rahampitso io. Tsy voatery ho ratsy avokoa ny hevitry ny hery avy aty amin'ny fanoherana hoy ny minisitra teo aloha tao amin'ny antoko AVI. Tsy hitady toerana ihany koa fa ny tombontsoam-pirenena no ilaina banjinina. Ny antoko AKFM dia mbola (...)
  • Fisamborana tao Fianarantsoa

    Hotsaraina anio ireo mpanao politika nogadraina

    jeudi 3 juillet 2008 | Naivo kely |  484 visites
    Ho vory lanona ao Fianarantsoa anio ny mpanohitra any an-toerana. Hiaino ny valin'ny fitsarana an'i Simon Cyriaque sy i Jules Roger avy eo anivon'ny "Tambatra" sy ny "Masters" any an-toerana izy ireo. Fikasana hanongam-panjakana no antony hiampangana azy roa lahy ireto. Mialohan'ny fetin'ny Fahaleovantena teo no nisamborana azy, ka nampidirana avy hatrany any am-ponja rehefa nandalo teo anoloan'ny Fampanoavana ao Fianarantsoa. Mifanohitra amin'io kosa no nambaran'ny mpanao politika any (...)
  • Gadra Politika

    Miantso ny mpanohitra hiray feo

    mercredi 2 juillet 2008 | Naivo kely |  677 visites
    Na dia any am-ponja aza dia mbola mitohy ny antso ho an'ny rehetra tsy hanaiky ny tsy rariny. Mpanao Politika iray manana ny lazany teo aloha izay migadra etsy amin'ny fonjaben'Antanimora no maniry ny hitambaran'ny herin'ny mpanohitra. Andro vitsy lasa izay, dia voalaza araky ny loharanom-baovao, fa nanoratra ho an'ny antoko Politika rehetra eto aminintsika izy io, izay nanorotsirotra ny tokony hanohizana ny tolona. Tolona izay tsy tokony avela hangina, satria io fahanginana io no toa (...)
  • Sasanangy roa samy hafa

    mercredi 2 juillet 2008 | Naivo kely |  557 visites
    Hifantohan'ny mpanara-baovao indray ny atsy Ejipta. Fihaonan'ireo filoham-pirenena sy manam-pahefana maro aty Afrika, ka isan'ny mandray anjara amin'izany ny filoha Ravalomanana. Ny tena hifantohan'ny fivoriana, dia ny momba ny raharaha atsy Zimbabwe, momba ny olan'ny mpitondra sy ny mpanohitra ao antoerana. Tsy vitsy no nanambara fa mba hisoroana ny ady antrano, dia tokony hisy ny fizarana fahefana toy ny natao tamin'ireo firenena vitsy aty Afrika volana vitsy lasa izay. Firenena nahitana (...)
  • AKFM

    Nanome tsiny ny mpanohitra

    mardi 1er juillet 2008 | Naivo kely |  680 visites
    Ny tsy fitoviam-pijery sy ny fizarazarana no tsy ahombiazan'ny tolona atao eto. Tsy mahagaga raha mahazo laka amin'izay tiany atao ny mpitondra. Aoka mba ho raisina ohatra ny ataon'ny mpanohitra atsy Zimbabwe. Io no nambaran'ny sekretera Jeneralin'ny antoko AKFM, Rakotomanga Erick tao amin'ny Aceem Radio ny alahady atoandro teo. Ny firosoana amin'ny fifampidinihan'ny hery velona rehetra tsy ankanavaka eto amin'ny firenena no maika. Raha toa ka mbola samy manao be marenina eto isika (...)
  • Inona no tena marina ?

    mardi 1er juillet 2008 | Naivo kely |  912 visites
    Hiverenana kely ny momba ireo asa goavana ataontsika eto Madagasikara, indrindra fa ny eny Ivato. Tetik'asa goavana handaniana vola be, ary tsy vita ao anatin'ny fotoana fohy, ny fanitarana ny seranam-piaramanidina etsy Ivato. Roboka ny mpiara-miombona antoka namatsy vola, izay voalaza fa nandritra ny fivoahan'ny filoha Ravalomanana tany Japon no nitsiry tao an-tsainy ity asa goavana ity ? Inona no tena marina amin'ity asa ity ? Efa ela ve no nisy fikasana hanao io sa tena vao iny (...)
  • Vavahadin’i Madagasikara

    Izay vao tena hiova endrika Ivato

    lundi 30 juin 2008 | Naivo kely |  644 visites
    Tsy ho faralahin'ny kaominina intsony Ivato. Io no sento tokana nataon'ireo vahoaka maro be raha nahita ireo olom-panjakana maro ny asabotsy maraina teo, izay notarihan'ny Praiministra lehiben'ny Governemanta Charles Rabemananjara. Nametraka ny vato fototra ho fanombohan'ny asa ho fanitarana ny seranam-piaramanidina eny Ivato seranana. Ny fanitarana ny "Piste" hidinanan'ny fiaramanidina sy ny làlana eny an-toerana no natao. Fiaraha-miasa amin'ny Japon sy ny Adema no ahavitana ao anatin'ny (...)
  • Antoko mpanohitra

    Tafiditry ny jiolahy politika

    lundi 30 juin 2008 | Naivo kely |  724 visites
    Na maro aza ny tetika tokony ho atao, dia mandamoka hatrany izany. Io no tsapan'ny mpanohitra eto amintsika, ka tsy mahagaga hoy izy ireo, raha maro aminay no zary tafiditra am-ponja tsy fidiny. Misy ny Jiolahy Politika, izay miezaka mamotika ireny hevitra tapaka ao anaty fivoriana ireny. Tsy lasa lavitra ny tohiny, dia efa mivily lalana. Ao ihany koa no milaza fa mpanohitra, nefa hita mibaribary, fa mialokaloka any amin'ny fitondrana. Inona no tsy asahian'izy ireny milaza fa mpiray (...)

0 | ... | 120 | 140 | 160 | 180 | 200 | 220 | 240 | 260 | 280 | ... | 660

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS