Vokatra ofisialin’ny HCC
Voahilika tamin’ny ora farany i Zakahely
lundi 15 octobre 2007 |
| 588 visites
Na dia nisy elanelam-bato lavitra be aza teo amin’ny kandida Zakahely sy ny kandida natolotry ny TIM tany amin’iny faritra Mananara avaratra iny, dia hentitra ny HCC nanambara fa averina ny fifidianana any amin’io faritra io noho ny olana niseho nandritra ny fifidianana tany an-toerana. Famoriam-bahoaka ny andro alahadin’ny fifidianana sy korontana natao tao amin’ny birao fandatsaham-bato no tena anton’io famerenana ny fifidianana io, izay ny ministeran’ny ati-tany no miantoka ny famitana azy. (...)