Boriborin-tany faha-4
Fantaro i Mandrangobato II
vendredi 4 janvier 2008 |
| 923 visites
Raha atao indray mijery dia tanàna fonenan’ny mpila ravinahitra ny fokontany Mandrangobato II ary mpanofa avokoa ny ankamaroany. Maro ireo trano manana endrika tsara any anatin’ny tanàna izay manana hofany antonony, eo amin’ny Ar 20000 hatramin’ny Ar 70000 isam-bolana. Tao anatin’ny taona, vitsy dia nampiova tanteraka ny fiainan’ny mponina teny ny fisian’ny làlana vaovao « Boulevard de l’Europe », avy eo Anosibe mivoaka any Soanierana, mamakivaky ny làlana Namontana. Honahona sy fotaka no niainan’ny (...)