Antoko Teza
Kivy ratsy amin’ny TIM
vendredi 8 février 2008 |
| 653 visites
« Nandalo ambaratongam-pifidianana maro ny teto Madagasikara, ary samy nahatsapa isika fa tsy nandeha amin’ny tokony ho izy ireo lamina sy ny tena fampiharana ny lalàna nataon’ny Governemanta ». Izany no nambaran’ny loholona, Rakotoamboha Jean Louis avy ao amin’ny Teza. « Maro ny tsy fanarahan-dalàna isan-karazany na eo anivon’ny kaominina izay mipaka hatrany amin’ny faritra ataon’ny antoko TIM », hoy izy. « Misy ny fanerena ny mpiasam-panjakana toy ny sefo Cisco sy ny Dren, ireny dia tokony ahitsy eo (...)